31/07/2026
Nous tenons également à adresser nos sincères remerciements à toutes les entreprises et à tous les clubs qui ont fièrement représenté leurs couleurs tout au long de ce tournoi.✨✨🏆
Tahirin-tsary: N•03
30/07/2026
Anaty lalao tahak’izao dia mila mahay mandan-jalanja ny: hafaliana, ahiahy, fahatezerana, sns💪🏽🏆
Betsaka ny zavatra hita tao anatin’iny fifaninanana iny🇲🇬🏆
Mentionneo ato ilay binole sao tsy mahita ny sariny😅
Tahirin-tsary N•02
ABONNEZ-VOUS 🔥🔥🔥🔥🔥
29/07/2026
Ndao ary ho raketina an-tsary ho fahatsiarovana ny tournoi de belote As des As 3e EDITION e🇲🇬✨
Ireto ireo mpilalao tonga nanatrika ny fifaninanana🔥
Ho atsika mpijery iza ny mpilalao mendrika ny « coup de coeur » amin’ireo équipe ireo?🕊️✨
28/07/2026
Merci. Tout simplement. 🙏
Merci à vous, participants, pour votre énergie, votre fair-play et votre passion du jeu tout au long de cette 3ème édition de l'As des As Champion Global.
Merci à nos Sponsors Gold : Grand Café de la Gare, Tokianga's Maquette. à l'Association MIrasa, à nos partenaires : Le Pavé, Memoria, Je Crois Pas et notre Sponsor Média officiel : RADIO Antsiva dont la confiance et le soutien ont rendu cet événement possible.🌟
Merci à toute l'équipe Playroom Event et aux bénévoles de l'Association Mirasa, qui ont travaillé sans relâche pour que chaque détail soit à la hauteur.🔥
Samy nanana ny anjara toerany tamin'ny fahombiazan'ity lalao ity na ianareo mpilalao, ianareo mpiara-miombon'antoka, na ihany koa ianareo ekipa. Tsy ho tanteraka izao raha tsy nisy ny fireketan'ny tsirairay.
Araho tsy tapaka foana ny pejy fa vetivety ihany dia hisy vaovao indray eto😉 , iza no mety efa maharaka?
27/07/2026
Iza no tsy naharaka?
Voici venu le moment que vous attendiez tous... les vainqueurs de l'As des As Champion Global :3ème EDITION ! 🏆
🥇1ère place: Team B4L 1🔥
🥈2ème place: Team Goragora✨
🥉3ème place: Team Ad Gas🌟
Mahafaly anay ny mahita ny fahavononana sy ny fifaninanana ara-drariny nasehonareo teto amin'ny lalao. Bravo aminareo rehetra!
Un immense bravo à nos champions, et merci à tous les participants qui ont fait vivre cette compétition du début à la fin.