14/08/2026
MAHOMBY NY FIOMPINANAO MIARAKA AMIN’I NATIORA AGRI! 🐔🌱
🌾 ARRIVAGES MANGEOIRES :
🔸 1 kg → 8.000 Ar
🔸 3 kg → 12.500 Ar
🔸 6 kg → 15.000 Ar
💧 ABREUVOIRS :
🔹 1 L → 7.500 Ar
🔹 2 L → 11.000 Ar
🔹 6 L → 15.000 Ar
🔹 8 L → 25.000 Ar
❌ GRILLAGE PLASTIQUE : EN RUPTURE DE STOCK aloha noho ny fahabetsahan’ny mpanjifa sy ny commandes. Miandry arrivage indray isika ❤️
Misaotra betsaka anareo rehetra tamin’ny fahatokisana sy ny fanohanana. Mbola manentana antsika hatrany hanjifa sy hanohana an’i Natiora Agri 🙏🙏
📞 034 60 382 40 / 032 13 886 34
🌿 Natiora Agri – Grandir avec la nature 🌿
16/07/2026
Ny fiompiana dia tsy famokarana fotsiny, fa fanabeazana, fandraisana andraikitra ary fanajana ireo zava-mananaina rehetra. 🥰🙏
Ato amin'ny Natiora Agri mino izahay fa ny soatoavina tsara dia volena hatramin'ny fahazazana, satria ny taranaka ampianarina anio no hanorina ny hoavy rahampitso. 💚💚
Send a message to learn more
15/07/2026
ATAOVY MAHOMBY NY FIOMPIANAO miaraka amin'i Natiora Agri 🌿🐔
💧 ABREUVOIR
🔸 1L ➜ 7.500 Ar
🔸 2L ➜ 11.000 Ar
🔸 6L ➜ 15.000 Ar
🔸 8L ➜ 25.000 Ar
🟢 GRILLAGE PLASTIQUE HAUTE QUALITÉ
✅ Largeur : 1,50 m
✅ Maille : 1,2 cm
✅ Loko : Maitso
✅ Flexible • Mahazaka UV • Maharitra
🐣 Mety ho an'ny :
✔️ Akoho amam-borona rehetra
✔️ Enclos sy fefy fiompiana
✔️ Lafika amin'ny tranon'akoho
✔️ Fiarovana sy fanasarahana ny fiompiana
💯 Kalitao azo antoka • Vidiny mirary
📩 MP na antsoy: 📞 034 60 382 40
🌱 Natiora Agri – Grandir avec la Nature 🍃
13/07/2026
📢 Arrivage disponible chez Natiora Agri ! 🐥🌱
💧 Abreuvoirs pour volailles
• 1 L : 7 500 Ar
• 2 L : 11 000 Ar
• 6 L : 15 000 Ar
• 8 L : 25 000 Ar
🟢 Grillage en plastique
✔ Largeur : 1,50 m
✔ Maille hexagonale : 1,2 cm
✔ Couleur : Vert
💰 20 000 Ar / mètre
⚠️ Quantité limitée … aza tara ⏳
📩 MP ou 📞 034 60 382 40
06/04/2026
Lundi de Pâques mibikabika 🥰🙏
05/04/2026
Ny fiainanay tantsaha 🥰
Tsara ny Mamboly sy miaina miaraka amin'ny Natiora 💚💚