20/06/2026
Te hiteny Espagnol ianao nefa tsisy fotoana ?
Imagine-o anie ..
Afaka volana vitsivitsy ianao afaka manao voyage amin'ireo pays hispanophone tsy mila miantehitra amin'ny traducteur
Afaka mi communiquer amin'ireo clients, partenaire na namana internationaux
Miampy competences tena ilain'ny mampiasa indray ny CV anao
Tsy ilay ilay intelligence no tsy ampy fa ilay Méthode no Tena olana
Tsy mila mianatra be mandritra ny fotoana ela be izany , ao anaty 30 minutes par jours dia ampy...tonga dia pratika avy hatrany
Ao anaty WhatsApp Isika no mianatra entre 19h à 22 h izay mety aminao amin'ireo .. misafidy 30 minutes entre ireo fotsiny ianao
Amin'ity vague ity ihany no mahazo prix spécial ✨
Soraty hoe "Hola " ao amin'ny Commentaire na afaka miditra Mp avy hatrany Raha liana ianao 15 personne ihany maximum
12/05/2026
Mba hanamora ny procédure dia tonga dia afaka alefa ao aminy Mp direct ny CV anao tompoko ✨
12/03/2026
Mampi te hampanao Cours Gratuit be ity Resultat ity 🫣
24/02/2026
Deja de mentir 🇪🇸
Mba aok'izay ilay mandainga ehh 🤣
22/02/2026
Misokatra ny bragety nao 🇲🇬
Tu cremallera está abajo 🇪🇸
21/02/2026
Mba malakilaky ranga ahh 🇲🇬
➡️Date prisa
➡️Apúrate
➡️Apresúrate
21/02/2026
Hola 👋🌅
Raha efa maniry hianatra Espagnol ianao dia natao ho anao ity.
🏠 Expressions de base dans la maison :
- La casa = Trano
- La puerta = Varavarana
- La ventana = Varavaran-kely
- La cocina = Lakozia
- El comedor = Efitra fisakafoana
- La sala / el salón = Efitra fandraisam-bahiny
- El dormitorio = Efitra fatoriana
- La cama = Fandriana
- La mesa = Latabatra
- La silla = Seza
- El baño = Trano fidiovana
- La ducha = Douch / Fandroana
- La luz = Jiro
- El agua = Rano
- La comida = Sakafo
____________________________________________________
🏠 Expressions de base dans la maison :
🌟Hola, bienvenido a mi casa = Manao ahoana, tongasoa ato an-tranoko
🌟 ¿Dónde está la cocina? = Aiza ny lakozia?
🌟La mesa está en el comedor = Ao amin’ny efitra fisakafoana ny latabatra
🌟La cama está en el dormitorio = Ao amin’ny efitra fatoriana ny fandriana
🌟Abre la puerta, por favor = Sokafy ny varavarana, azafady
🌟Cierra la ventana = Akatony ny varavaran-kely
🌟Necesito agua en el baño = Mila rano aho ampiasaina ao amin’ny trano fidiovana .
🌟Apaga la luz = Vonoy ny jiro
🌟Enciende la televisión = Alefaso ny Télé
🌟La comida está en la cocina = Ao amin’ny lakozia ny sakafo / Ao andakozia ny sakafo
Afaka mianatra En ligne ianao, amin'ny toerana rehetra izay misy anao
Mandritra ny 03 mois ny niveau iray 👋
Hahafeheza tsara ny Base rehetra Amin'ny teny Espagnol 😊
Amin'ny sarany tena mora ary natao hoan'ny rehetra.
Mianatra in-telo isan-kerinandro... Lundi - Mercredi- Jeudi 🌅
Homano ny hoavinao 🇲🇬 🇪🇸
11/01/2026
🔴Caminar de puntillas
🟡Mandeha fa sady mitsingy
11/01/2026
🔴 Olvídalo por completo
🟡Adinoy tanteraka any izany