Salama daholo e !! 🔥🔥Tonga indray ary ny fotoana tsika rahampitso sabotsy an 15/08/26 ny lera tsy miova ⌚ 08h30min_09h30min 🔥🔥✨Sady manitsana tsika mahay mandihy oento ary ny namana💥 miaraka amn Coach Tendro🥰
NEO FIT
Votre salle de sport pour atteindre vos objectifs � lieu: SOAMANANDRARINY
salama jiaby ee, rahampitso sabotsy 01/08/26 indray ary ny fotoana ho antsika pankafy ZUMBA ee,
ora: 08h30mn-09h30mn.⌚⌚
tongava maro ee, ary taomy daholy ny namana rehetra ee.
24/07/2026
bonjour.
sabotsy indray rampitsoee,
tonga indray ary ny fotoany hoantsika mpankafy ZUMBA ato amin'ny NEO FIT.❤️❤️❤️
ora ts miova : 08h30mn - 09h30mn.
Tomy daholy ary ny namana rehetra mba hiaraka amintsika analazy sy anala ny rarin-tsaina rehetra,
tongava maro ee.
ZUMBA SPECIAL SAMEDI.
ts atao sakana ny atsika ary ny raharaha ao atokatrano.
rahapitso sabotsy faha 18/07/26 ndray ny fotoana hoantsika mpakafy ZUMBA ato amin'ny NEO FIT.❤️❤️
ora :08h 30mn- 09h 30mn⌚⌚.
tonga mara ary tomy daholy ny namana rehetra any.💯💯
SPECIL ZUMBA SAMEDI.
tonga indray ity ny fotoana eee,
🔥🔥 sabotsy faha 11/07/26🔥🔥
ora⌚⌚ 08h30mn- 09h30mn⌚⌚.
toerana: salle de sport NEO FIT SOAMANANDRARINY❤️❤️.
tongava maro ary tomy daholy ny namanarehetra any ee.
Na mangatsika aza ny andro dia aza adino ny mitondra rano sotrona sy servette amafana atsembohana🦹🦹🦹.
08/07/2026
salama jiaby .
ny fakana forme wa tsisy kisendrasendra fa miankina amin'ny tenanao hiany.💪💪
Na ampitonbo vatana izany na anena hianikoa🔥🔥.
mitongava mikotrana fa aza miandry namana zany e.🥰
miankina amin'ny faharetana sy fikirizanao hiany no ahitanao fahombiazana💯💯💯 .
Salama eee.
Ao anatiny asika isika zao, nefa tsy atao sakana izany, sabotsy faha 04/07/26 indray ny fotonany ZUMBA mafana izay erahabtsika amin'i TENDRO coach.🥰
tomy ary ny namana rehetra any hiaraka anala ny sorisorin-tsaina ao anatiny dihy sy tsikitsiky.🦹🦹🦹 .
tongava maro ary ee💯💯💯.
Salama jiaby eee,
Sambotsy faha 08/08/26
aza varina ary fa ny ZUMBA ato @ NEO FIT dia mitohy fona 🥰.
Aza asina fisalasana intsony ary fa ndao hiaraka anala rarin-tsaina ao anatiny tsiky sy hafalina ee♥️.
ny ora 08h30mn-09h30mn⌚. tongava maro ary eee.
11/06/2026
💪 "Ny sasany mbola matory, izahay efa manangana ny nofinay 🏋️ tongava fa aza varina matory an ny andro efa mangatsika fotoana zao 😂🏋️
08/06/2026
Click here to claim your Sponsored Listing.
Location
Category
Website
Address
Soamanandrariny
Antananarivo
101
Opening Hours
| Monday | 05:30 - 19:00 |
| Tuesday | 05:30 - 19:00 |
| Wednesday | 05:30 - 19:00 |
| Thursday | 05:30 - 19:00 |
| Friday | 05:30 - 19:00 |
| Saturday | 05:30 - 17:00 |
| Sunday | 05:30 - 11:00 |