31/08/2026
➡️Mirary herinandro tsara ho antsika rehetra indray ô
➡️Aza adino fa mivoha foana ny salle-ntsika aa😍😍
Salle de sport spécialisée en Musculation et Fitness située en centre ville, ouverte 6/7
31/08/2026
➡️Mirary herinandro tsara ho antsika rehetra indray ô
➡️Aza adino fa mivoha foana ny salle-ntsika aa😍😍
28/08/2026
21/08/2026
➡Miarahaba antsika rehetra ndray ary ôo
➡aza adino hatrany fa afaka manao séance fotsiny fa tsy voatery abonnement ho antsika lay tsy d misy fotoana nefa te hikotrana😍🏋️
13/08/2026
➡️fizarana kely ndray ary aloha e
🏋️aza adino fa misy koa ny tarif séance fa tsy voatery abonnement aa💞
✨10.000ar/séance ✨
💐amzay ora mety aminao💐
11/08/2026
➡️Miarahaba ô
💞apetratsika eto ihany ireto aloha ho antsika ann😍
🏋️Mirary soa ho antsika rehetra hatrany 😍🏋️
✨Vive le ven..
vive le ven..
vive le Ven...drediii💞😘💐
✨🤣ndao asina tsiny kely ndray ary hoe: rehefa lay maka ambany iny nefa maeno sakoroka tampoka 🤣......
💞Aza adino koa ann💐:
➡️Misokatra foana ny salle-ntsika
➡️lundi au vendredi: 06h à 20h
samedi: 07h à 15h
➡️tarif koa tsy miova an💞