Ndao hi-kotrana

Ndao hi-kotrana 👉Coaching nutrition&sports-motivation-bien ĂȘtre...

đŸ’»Whatsapp : +256-34 32 282 08
📞Contact : 034 32 282 08

đŸ±Ny fahasalamana aloha...🏋

28/08/2026

Tadidiko ianao ilay nazoto be tamin'ny voalohany iny hoe tsy hijanona intsony, indrisy aiza ianao zaođŸ€”đŸ€”

⛔⛔ITY ARY NY FANAZAVANA MAHAKASIKA ILAY FLOCON D'AVOINE HO ANAO MBOLA TSY NIHINANA SY MITENY HOE TSY ILAINA.đŸŒŸ Ny Flocon ...
25/08/2026

⛔⛔ITY ARY NY FANAZAVANA MAHAKASIKA ILAY FLOCON D'AVOINE HO ANAO MBOLA TSY NIHINANA SY MITENY HOE TSY ILAINA.

đŸŒŸ Ny Flocon d’avoine sy ny tombontsoany

1. Raha te hampitombo lanja (prise de masse) đŸ’Ș
Manome glucides → angovo hanaovana entraünement.
Misy protĂ©ines → manampy amin’ny fanarenana sy fananganana hozatra.
Misy calories ka mora ampiana amin’ny alimentation.
Raha ampiarahina amin’ny lait + banane + beurre de cacahuùte, dia lasa repas/shake be calories.
2. Raha te hampihena lanja (perte de poids) đŸ”„
Be fibres, indrindra ny bĂȘta-glucane.
Mampahavoky ela → mety hampihena ny fihinanana tafahoatra.
Manampy amin’ny fitazonana sakafo voalanjalanja.
Tsy ny avoine mihitsy no mampihena tavy; déficit calorique no fototry ny perte de poids.
Aza atao be loatra ny toppings be calories (sucre, chocolat, beurre de cacahuĂšte betsaka, sns.).
3. Ho an’ny Ă©nergie ⚡
Manome glucides izay avoaka tsikelikely kokoa noho ny siramamy tsotra.
Tsara alohan'ny entraßnement raha mila énergie.
4. Ho an'ny digestion đŸ„Ł
Ny fibres ao aminy dia manampy ny fonctionnement intestinal.
Mila misotro rano ampy koa rehefa mampitombo fibres.
5. Ho an'ny fahasalamana ❀
Ny bĂȘta-glucane ao amin'ny avoine dia afaka manampy amin'ny fitantanana ny cholestĂ©rol, indrindra rehefa anisan'ny alimentation Ă©quilibrĂ©e.

👉Ndao hi-kotrana/coaching/nutrition&sports/ny fahasalamana aloha...

25/08/2026

Misy mbola tsy nihinana izany flocon d'avoine izany ve anefa mpikotrana atođŸ€”

25/08/2026

Tsy efa tokony hiverina hi-kotrana amin'izay ve hanomana "forme christmas" đŸ€”đŸ€”

⛔TE HANENA VATANA VE IANAO??⛔Ny fanatanjahan-tena dia tena ilaina, fa tsy ampy irery. Afaka manao sport 1 ora isan’andro...
24/08/2026

⛔TE HANENA VATANA VE IANAO??⛔

Ny fanatanjahan-tena dia tena ilaina, fa tsy ampy irery. Afaka manao sport 1 ora isan’andro ianao, nefa raha tsy voafehy ny sakafo dia mety tsy hahita rĂ©sultat.

👉1. Fifehezana sakafo đŸœïž
Rehefa te hampihena tavy dia mila mandany angovo mihoatra noho izay lanina amin’ny sakafo. Tsy midika izany hoe tsy mihinana, fa mihinana amin’ny habetsahana sy kalitao mifanaraka amin’ny objectif.

👉2. Discipline 🧠
Tsy ny régime 1 herinandro no mitondra transformation. Ny tena zava-dehibe dia ny fahafahanao manaraka ny plan androany, rahampitso, ary mandritra ny volana maro.

👉3. Sport đŸ‹ïž
Ny entraĂźnement dia manampy handoro calories, hitazona ny hozatra ary hanatsara ny endriky ny vatana. Fa raha tsy voafehy ny alimentation dia mety ho sarotra ny hahatratra perte de graisse.

👉4. Consistance đŸ”„
Tsy mila parfait isan’andro. Mila maharitra. Raha misy andro tsy nety dia aza kivy; miverena amin’ny plan amin’ny sakafo manaraka sy ny sĂ©ance manaraka.

🔾Ndao hi-kotrana/coaching/nutrition&sports/ny fahasalamana aloha...

24/08/2026
❗Fizarana ooh....❗✅Ity dia "dĂ©tox" hanampy anao hanala "graisse au niveau du ventre", manampy be ary manala rivotra.⏩Man...
19/08/2026

❗Fizarana ooh....❗

✅Ity dia "dĂ©tox" hanampy anao hanala "graisse au niveau du ventre", manampy be ary manala rivotra.

⏩Manampy ihany izy ity fa ilaina ny kotrana na izany aza a😊

ilaina
⏩Sakamalaho 1 ngeza
⏩Citron 1
⏩Cocombre 1
⏩Persil singany maro2

azy
_Tetehina ny cocombre
_Vohasina dia rapena ny sakamalaho
_Silahina roa fotsin ny Citron
_Tetehina ny persil

⏩Mixena miaraka : tsy ampina siramamy anaty rano 1Verre ngeza b ireny dia sotroina (maraina na apres midi, tsy hariva fotsiny.)

⏩Fotoana hanaovana azy : 3 fois/semaine

â–ȘHey ❗ Aza adino "mclique j'aime sy msuivre ny pejy🙏🙏 an.

â–ȘNdao hi-kotrana/coaching/nutrition&sports/ny fahasalamana aloha...

18/08/2026

👉Ianao mahavita firy?

17/08/2026

Karakîry vacance ao e??miandry anao ny kotrana anie ato😊

17/08/2026

Te hiteny fotsiny aho hoe 70% anio tanjonao io hoa sakafo

Address

Antananarivo

Telephone

+261343228208

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Ndao hi-kotrana posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Ndao hi-kotrana:

Shortcuts

Share