Vohitriniaina

Vohitriniaina

Share

Centre de loisirs à Vontovorona.

05/04/2026

✨️Miarahaba sy mirary soa ary mirary fety sambatra ho anareo izahay ato amin’ny Vohitriniaina amin'izao fetin’ny P***a izao✨️

24/03/2026

📣 Lundi de pâques miaraka amin’ny Vohitriniaina

🏞 Mbola tsy nahita toerana hialana sasatra sy hifalifaliana miaraka amin’ny fianakaviana ve ianao amin'izao hakatoky ny fety izao?

🌿 Tonga soa eto amin’ny Vohitriniaina Vontovorona!
📍Toerana natao ho an’ny fialamboly sy fahafinaretana ho an’ny rehetra

🎫 Ny fidirana tsy miova :
✅️ 5 000 Ar / pers
✅️ 8 000 Ar / pers

🎯 Activités efa tafiditra ao :

- Piscine 🏊
- Kayak 🚣
- Manège 🎠
- Trampoline 🤸
- Billard / Baby-foot 🎱
- Terrain de foot / basket / pétanque ⚽🏀

🎤 Misy Karaoké ihany koa ( consommation obligatoire)
🍹 Efa misy tsakitsaky sy zava-pisotro ihany koa ety an-toerana !

🎶 Misy "animation Dj" sy " Zumba Party" maimaimpoana ho an’ny rehetra! 💃🔥

📩 Raha mila fanazavana fanampiny ary dia afaka manoratra aminay mivantana na miantso avy hatrany :

☎️ 034 21 975 31 / 033 33 673 43
📲 Whatsapp : 034 21 975 31
📧 Email: [email protected]

Photos from Vohitriniaina Ampefy's post 02/03/2026

Vohitriniaina Ampefy annexe Vohitriniaina Vontovorona 😉

10/01/2026

Misokatra toy ny mahazatra izahay manomboka amin'ny 09 Ora maraina ka hatramin'ny 05 Ora Hariva.
Tsy miova hatrany ny Vidim-pidirana :
5 000Ar/8 000Ar
Raha mila fanazavana fanampiny dia afaka mandefa hafatra miafina na antsoy ny laharana
📞034 21 975 31

25/10/2025

Efa mafana ny andro eh! 😃☀️

Tsy lavitra an'i Antananarivo anefa ambany vohitra kely no misy an'i Vohitriniaina Vontovorona.
Toerana milamina sy mahafinaritra izay manambatra ny natiora🌳🌹, ny Rano🚣🏼 ary ny fialam-boly🏊🏼🏀.
Mety amin'ny fianakaviana, namana, na fialan-tsasatra tsotra👌🏼

📞 034 21 975 31 / 033 33 673 43

25/07/2025

La douceur de vivre au bord du Lac Itasy vous attend à Vohitriniaina Ampefy.

Photos from Vohitriniaina Ampefy's post 22/07/2025

Vohitriniaina Ampefy 🏝🏞

11/04/2025

Faly Miarahaba antsika rehetra 😃
Efa akaiky ny fety koa mampafantatra anareo izahay fa misokatra soamantsara ny Loisirs Vohitriniaina ny Alatsinainy ny P***a.
Manomboka amin'ny 07Ora maraina ny vavahady no misokatra amin'io fotoana io ary tsy miova ny vidim-pidirana, koa tongava maro ary 😉
Raha mila fanazavana fanampiny dia afaka mandefa hafatra miafina na miantso ny laharana etsy ambany.

Photos from Vohitriniaina's post 06/04/2025

Miarahaba antsika rehetra.
Vohitriniaina Ampefy dia misokatra hatrany ary manana tolotra sy zava-baovao ho an'ireo izay mikasa ny hiala sasatra sy hiala voly any an-toerana koa tongava maro.

Informations et Réservation au : 034 66 454 69

Photos from Vohitriniaina's post 01/03/2025

Vohitriniaina dia toerana mendrika ho an'ny fialan-tsasatra miaraka amin'ny sakafo manan-tsiro sy tolotra feno fitiavana.
Jereo anie eeeee😉

Want your business to be the top-listed Gym/sports Facility in Antananarivo?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Telephone

Website

Address


Près Du Lac Vontovorona
Antananarivo
102