⭕TEAM BUILDING 🎤❇️
Toy izao ny sombiny hita amin'ny team building.
Miankina amin'ny ny client nefa.
Eto izahay vonona hanampy anareo
⭕ORINASA
⭕FIKAMBANANA
⭕FIANANKAVIANA
Amin'ny fikarakarana team building sy excursion .
☎️034 42 888 62
☎️034 91 899 48
📲Wattsap : 032 80 098 98
📧[email protected]
Tia Alavoly :Team Building et Excursion
ORGANISATEUR :
-Team Building de A à Z
-Excursion et Voyage organisé/Privé
☎️034 91 899 48
04/07/2026
⭕TEAM BUILDING 🎤
Mampiray
Mampifaly
Mampiombona
Mampandroso
Eto izahay vonona foana hanampy anareo
⭕ORINASA
⭕FIKAMBANANA
⭕FIANANKAVIANA
⭕SEKOLY
Izay no mandray an-tanana ny zavatra rehetra:
-Fiara
-Sakafo
-Toerana
-Loka
-Animation
☎️034 42 888 62
☎️034 91 899 48
📲Wattsap : 032 80 098 98
📧[email protected]
29/06/2026
🔥 TEAM BUILDING 🔥
Izahay dia mikarakara Team Building de A à Z ho anareo :
✔️ Sakafo
✔️ Transport
✔️ Animation
✔️ Toerana
📌 Ho anareo :
➡️ Orinasa
➡️ Fikambanana
➡️ Sekoly
➡️ Fianakaviana
💡 Tena ilaina ny fanaovana Team Building satria :
– Manamafy ny firaisankina
– Mampitombo ny fifampitokisana
– Manatsara ny fiaraha-miasa
✨ Ataovy matanjaka ny ekipanareo, izahay no hiandraikitra ny ambiny !
☎️034 42 888 62
☎️034 91 899 48
📲Wattsap : 032 80 098 98
📧[email protected]
Ekipa miray hina
TEAM BUILDING = FIFANAMPIANA = Fiombonana
17/06/2026
⭕TEAM BUILDING ⭕🎤
12/06/2026
🌿✨ TEAM BUILDING LECOFRUIT 12 JUIN 2026 ✨🌿
⭕THEME : AGILE ET RESPONSABLE"
Andro iray feno hafaliana, fiaraha-miasa ary firaisankina no niarahana tamin'ny ekipan'i Lecofruit.
🎯 Tratra ny tanjona 🤝 Nihamafy ny firaisan-kina 💡 Nampivelatra ny fahaiza-mamorona sy ny fahavononana hiatrika ny ho avy 🚀 Nampiroborobo ny toe-tsaina Agile sy ny andraikitra iombonana
Tao anatin'ireo lalao sy fanamby isan-karazany dia hita taratra fa ny hery lehibe indrindra ananan'ny orinasa dia ny ekipany. Rehefa miray hina ny rehetra dia mora kokoa ny manatratra ny tanjona sy manorina ny ho avin'ny Orinasa
👏 Mankasitraka ny ekipa tamin'ny fahavitrihana, ny fiaraha-mientana ary ny toe-tsaina mendrika naseho nandritra ity hetsika ity.
Ekipa iray • Tanjona iray • Ho avy iray
🌿🤝✨
⭕TEAM BUILDING 12 JUIN 2026 🎤❇️
Click here to claim your Sponsored Listing.
Location
Contact the business
Telephone
Website
Address
Antananarivo
112