Karate-Do School Madagascar

Karate-Do School Madagascar

Share

Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Karate-Do School Madagascar, Sport & recreation, karatedoschoolmadagascar@gmail. com, Antananarivo.

🥋 Formateur & Instructeur professionnel
Diplômé international – 6ᵉ Dan
Formations en salle, en ligne & coaching VIP
Pour toute collaboration : 034 79 112 55

đź“© Ou veuillez contacter notre assistante via notre page

Photos from Karate-Do School Madagascar's post 20/08/2026

Hafatra miantefa aminao monsieur/senpai yvan loyal steefox .
Avy aty Amin'n sensei Jaolaza Aurélien
Ceinture noire 6 ème Dan DE LA FÉDÉRATION MALAGASY teo Aloha Diplôme reconnu international (tena izy)
- Mañana DOJO maro eto MADAGASCAR
Manoloana zavatra misy eo amin'ny taranja karaté izay ifandroritana amin'izao fitoana.
1- Monsieur/Senpai Yvan.tsy ei là! no mampianatra anay fitondran - tena , fahendrena,fifanaja, famatorana Ary fahamarinana sy soatoavina BUDO & PHILOSOPHIE Ary fotom- pisainany karaté.
- fantatray ny lĂ lana marina ry senpai yvan loyal.
TSY MISY MANIRY HISARABAZANA NA FIFANDRAFIANA SAMY KARATÉ KA .
RAHA TENA MANANA FOTOMPISAINANA BUDO MARINA IANAO AZA MADAINGA ()
- Milaza anao Instructeur ceinture noire 6 ème Dan international wado ryu.
Ampiresahanao daholo n'y karaté ka eto Madagascar, fa hoe @ maha instructeur amin'ny taranja karaté, ahy miasa aty sehatra iraisampirenena ( consulat Türk, na consulat la réunion) ahy aty ivelany dia gauche a droite....
ANAO MONSIEUR YVAN TSY MIMPETRAKA ANY IVELANY, FA MIPETRAKA AO AMBANJA ( SAMBIRANO) MPIASA CHAUFFEUR PATRON IANAO .
TSY MBOLA NODIAVIN'NY TONGOTRANAO NA MAURICE AKAIKY IO.
ANANAKO PREUVE MARO MOMBANAO , ary aza vokisanao lainga ireto RAD Sensey Hary ratafika, sensei hery ramampahiratra, sensei mamy Robinson, sensei Eric andrianjatovo , Shihan Nicolas, Shihan Mihary ni rencho SNS marobe .
2- Raha tena 6ème dan international marina anao . Ary maharary sy menatra anao de omeko 24h anao mandefasa pub vidéo @ page não marobe reo VIDEO KIHONE DE BASE SY KATA DE BASE Zay fotsiny fa tsy vitanao h@ faran'io . RAHA TENA MIPETRAKA ANY IVELANY ANAO DE ATAOVY VIDEO DIRECT, DE FOND IMAGE ASEHOY hoe io izany la réunion na turk . ataovy sary réalité tahaka anaha reo fa tsy PHOTO SHOP NAO IO. Anao mangalabaraka karaté k
3- Anao miatsara velatsy @ Président Fédération Teo aloa.
Miantso ireo Sensei marobe ireo anao Ary manaratsy sy manozona NY PDT FKM @ reto laharany whatsapp ireto 032953607.../033348623.../038686513....aveo anao Mi- cautionner io FKM io manao pub miaro az , midoka doka azy. Mijoroa tahaka ataonay jusqu'Ă  ce jours Raha tena lehilay.
- Zo ry sensei namako jiaby ETO MADAGASCAR. n'y numéro WhatsApp afaka ampiasaina any ivelany ( intégré any ivelany fona 32/33/34. fa manomboka rampitso ianareo miantso amin'ny TAXIPHONE, fa Mandea io numéro io , Raha tokiny izy n'y taxiphone tsy m'intègre any ivelany. fa mino fa vonoiny ny phone na tsy ho raisiny intsony ny vahoaka Malagasy manomboka rampitso. mety afaka 3 mois koa...
4 - ei là Milaza mikarakara sortie any ivelany, ei là mampianatra développement personnel eo page Facebook não maro bé , Ary bé diplôme. Hoe fampivoarana maha olona , hoe fahombiazana Fa Mbola manofatrano , izahay tsy nianatra, no mampiasa olo maro . Tsy manofatrano . MBOLA HITOY ITY RESAKA ITY....MITOHY FITONDRANAO MOTO NADONANAO TEO. @ HOTEL DE VILLE MAHAJANGA, MILAZA ANAO AVEO FA TAPAKA TONGOTRA.

20/08/2026

UKCM🇲🇬 - IKSSKF🇺🇸

Hetsika lehibe ...3 ème édition.
CRITÉRIUM DES CEINTURES NOIRES DE MADAGASCAR.
Ho tanterahina ny 12 - 13 Sept 2026 ho avy izao ao amin'ny gymnase Ampefiloha Antananarivo.
Anasana antsika ceintures noires rehetra izay hisolotena ny tananantsika.🙏🙏
OSS....

03/08/2026

Tonga ary ity ilay efa nandrasan'ny be sy ny maro , tongava daholo amin'izay fa tsy hanavahana na iza na iza izy ity, tsy mila LICENCE sy PASSEPORT zany.
UNION des KARATÉ ETO MADAGASCAR rehetra, dia hafaka manao avokoa
Raha mila FANAZAVANA Fanampiny dia hafaka miantso Filohan'ny UKCM Shihan Lalajaona na Fondateur KDS MADA .
Sensei Jaolaza Aurélien 0326213853. Ceinture noire 6 ème Dan.
DIPLÔME RECONNU INTERNATIONAL

Photos from Karate-Do School Madagascar's post 28/07/2026

Ny fianakavian’ny KDS MADA dia faly miarahaba sy mirary soa ho an’i Maître Solofo sy ny vadiny, noho ny fanambadian’izy ireo izay vao notanterahina.

Mirary fiainam-panambadiana feno fitiavana, fifankatiavana, fahasalamana ary fahombiazana ho anareo izahay. Arahabaina indrindra!

Photos from Karate-Do School Madagascar's post 23/07/2026

🥋 Un nouveau dojo est désormais disponible !

Pour permettre aux personnes à proximité de s’entraîner plus facilement avec nous

🙏 Un grand merci à Tana Fitness Gym pour sa confiance et cette belle collaboration.

📍 Rejoignez-nous dès maintenant chez Tana Fitness et venez partager votre passion du karaté dans une ambiance conviviale et dynamique !

Nous vous attendons avec plaisir !

Photos from Karate-Do School Madagascar's post 19/07/2026

Isaorana mandrakariva ny Avo Indrindra, fa dia tontosa soa aman-tsara ny fifaninanana karate notanterahina teto Ambanja , izay niarahan’ny Karate Do School Ambanja sy Karate Do School Nosy Be Hell-Ville nandray anjara, niatrika ny IKSA Antsiranana.

Fisaorana lehibe no atolotra ny Délégué des Sports DIANA, ireo tompon’andraikitra sy manampahefana rehetra, ary ireo ray aman-dreny sy vahiny nanatrika sy nanohana ity fifaninanana ity.

Nofaranana tamin’ny demonstration Kata par équipe, notarihin’i Sensei Jaolaza Aurélien, ny hetsika, izay nahafinaritra sy nankafizin’ny rehetra.

Mankasitraka ny mpandray anjara rehetra ary mirary fahombiazana hatrany amin’ny fanandratana ny taranja karate.

Efa ho avy iany koa ny anjarany TOAMASINA , SAMBAVA , sy ireo faritra hafa

14/07/2026

🥋 Le Karaté continue même pendant les vacances !

Cours de vacances – Karaté

Profitez des vacances pour apprendre, progresser et vous dépasser dans une ambiance conviviale.

Rejoignez-nous dès maintenant !

Commenter « oss »

Photos from Karate-Do School Madagascar's post 11/07/2026

Vita soa aman-tsara ny fifaninanana izay notanterahina teto NOSY BE HELL-VILLE , omaly Azoma faha 10 juillet 2026.

Isaorana manokana ny Conseiller Technique Délégué des Sports DIANA, Ny Délégué de la jeunesse sport DIANA , ireo vahiny manan-kaja, ary ireo ray aman-dreny rehetra tonga nanatrika sy nanohana ny fifaninanana nokarakarainay

Mankasitraka indrindra ny fandraisanareo anjara sy ny fanohanana, izay nahatonga ity hetsika ity ho fahombiazana. Manantena ny hiara-hiasa sy hihaona indray aminareo amin’ny hetsika manaraka.

Mampiomana sahady an’ireo faritra SAVA fa efa ho avy ny anjaran-tsika

Isaorana manokana ihany koa i Sensei Aurélien noho ny ezaka sy ny fahafoizan-tena nataony tamin’ny fanofanana sy ny fanomanana ireo ankizy. Ny asa sy ny fanoloran-tenany no isan’ny nahatonga ity fifaninanana ity ho tontosa amim-pahombiazana sy nahafahan’ireo ankizy naneho ny fandrosoany sy ny fahaizany.

MISAOTRA NY FILOHANY FEDERATION TEO IANY KOA NANDEFA NOTE FANAKANANA NY HETSIKA IZAY KARAKARAINY KARATE DO SCHOOL ETO MADAGASCAR, SATRIA TSY FAMPANDROSOANA NY KARATE NY FIERITRERETAN’IZY IREO ANIZAO FA FANKAHALANA….Mbola lava diantsika

02/07/2026

âś…[5]âś…

🥋 1. Un enseignement de qualité
Bénéficiez d’une formation encadrée par des instructeurs qualifiés, avec une méthode adaptée à tous les niveaux.

🌟 2. Une école de vie
Le karaté ne développe pas seulement les techniques de combat, mais aussi le respect, la discipline, la confiance en soi et la persévérance.

🏆 3. Une progression reconnue
Profitez d’un suivi sérieux avec des passages de grades et des opportunités de participer à des stages et compétitions.

🌍 4. Une ouverture vers l’international
Les élèves ont l’occasion de s’entraîner avec des experts internationaux et de découvrir différentes approches du karaté.

❤️ 5. Une véritable famille
Rejoignez une communauté soudée où chacun progresse dans un esprit d’entraide, de respect et de dépassement de soi.

Photos from Karate-Do School Madagascar's post 28/06/2026

Anisan’ny mampivelatra ny ankizy ny fiarahana miasa amin’ireo teknisianina avy any ivelany. Ny fifanakalozana traikefa sy ny fifandraisana amin’izy ireo dia anisan’ny fototry ny fandrosoana eo amin’ny karate. 🥋🌍

âś…Misy anefa ireo ray aman-dreny miteny hoe:

“Maninona raha i Alexandre Biamonti na i Rafael Aghayev indray no asaina, mba hahafahan’ny ankizy mivelatra kokoa amin’ny kumite?”

Ahoana ary ny hevitrareo? 👇🤭

Want your business to be the top-listed Gym/sports Facility in Antananarivo?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Telephone

Website

Address


Karatedoschoolmadagascar@gmail. Com
Antananarivo