π™ˆπ™” 𝙁𝙄𝙏'π™‰π˜Ό 𝙨π™₯𝙀𝙧𝙩/π™™π™–π™£π™¨π™š/𝙣π™ͺπ™©π™§π™žπ™©π™žπ™€π™£

  • Home
  • Madagascar
  • Antananarivo
  • π™ˆπ™” 𝙁𝙄𝙏'π™‰π˜Ό 𝙨π™₯𝙀𝙧𝙩/π™™π™–π™£π™¨π™š/𝙣π™ͺπ™©π™§π™žπ™©π™žπ™€π™£

π™ˆπ™” 𝙁𝙄𝙏'π™‰π˜Ό 𝙨π™₯𝙀𝙧𝙩/π™™π™–π™£π™¨π™š/𝙣π™ͺπ™©π™§π™žπ™©π™žπ™€π™£ "𝑺𝒆 𝒅𝒆𝒑𝒂𝒔𝒔𝒆𝒓, 𝒔𝒆 π’”π’†π’π’•π’Šπ’“ π’—π’Šπ’—π’‚π’π’• – 𝒄’𝒆𝒔𝒕 𝑴𝒀 𝑭𝑰𝑻’𝑡𝑨 !"

Iza no anao namako androany☺️       Nisafidy ny hikotrana fa tsy nitsangatsanganaπŸ™‹  Tiavo sy karakarao ny vatana dia man...
25/05/2026

Iza no anao namako androany☺️

Nisafidy ny hikotrana fa tsy nitsangatsanganaπŸ™‹

Tiavo sy karakarao ny vatana dia manaraka ny sisa πŸ˜‰

Tsy Hizara sakafo aho anio fa Hizara zavatra majika ho anareoπŸ˜‰Inona Ary 'zany????       Ndao araho Ary...............Ani...
14/04/2026

Tsy Hizara sakafo aho anio fa Hizara zavatra majika ho anareoπŸ˜‰

Inona Ary 'zany????
Ndao araho Ary...............

Anio aho Hizara ny atao hoe: πŸ‘‰DΓ‰TOX

Tafiditra ao anaty sokajy Rano ihany izy fa misy fangaro natoraly 'zay ampiarahana aminy no maha majika azy.

πŸ‘‰Inona Ary izany dia inona no asany eo @ vatana??

Maro be ny fangaro afaka atao aminy,santionany iray io hitantsika @ sary fanehoana ambany io.

Ny asany eo dia manadio ny ATY izy io(Diso tanteraka 'lay fiheverana fa mampihena ny Détox ❌TSIA)
πŸ‹οΈMifameno izy Raha mikotrana sy manaraka regime @ sakafo ianao,satria rehefa madio tsara ny ATY toy ny motera na fiara ihany dia mihodina tsara sy mande tsara ny zavatra rehetra dia toy izay ihany koa io vatantsika io.Na tsy mikotrana aza fa manaraka traitement @ mpitsabo dia misy mpitsabo manome an'io anaty traitement izay atao MBA ahasalama haingana 'lay olona
🚧Tafiditra ao anatin'ny régime tokony arahina ihany koa izy izany rehefa te ahazo vokatra

βš“Tsarovy,tsy misy ny miracle fa manomboka @ kely vitanao anio no mampitombo tsikelikely ny vokatra azoπŸ˜‰

Mandrapitafa indrayπŸ’š

Aza adino ny mizara,alatsao ao @ Commentaire ny Détox izay EFA nataonao afahany hafa MBA mandray✍️

Misy fotoana otrin'ny kamo zany refa tsy mandeha le olona anakiray iny ☺️Iza mo???
09/04/2026

Misy fotoana otrin'ny kamo zany refa tsy mandeha le olona anakiray iny ☺️
Iza mo???

Hendry sa Naditra tanatiny sakafo nandritra ny fetyπŸ˜‰Ny Fahendrena ao anaty sakafo no mitondra vokatra tsara  'zay Tiana ...
08/04/2026

Hendry sa Naditra tanatiny sakafo nandritra ny fetyπŸ˜‰

Ny Fahendrena ao anaty sakafo no mitondra vokatra tsara 'zay Tiana tratrarina ankoatran'ny kotrana
πŸ‘‰'zany oe mifameno ny kotrana sy ny sakafo fa tsy hoe Raha mikotrana fotsiny na manaraka sakafo fotsiny dia ahita vokatra

πŸ‘‰Na Perte no ataonao na manao Prise de masse dia tsarovy fa tsy misy vokatra vetivety anatin'ny kotrana.Noho izany aza maika n'y anontany mihintsy hoe afaka firy Andro na firy volana no mahita vokatra,tadidio hoe afirina no nitondranao 'lay tavy alo Raha ampihena ianao .Raha VAO haingana dia mety vetivety dia mahita ihany fa Raha efa aman_taonany dia mila faharetana kely fotsiny😎

πŸ‹οΈπŸ‘£Ndao hiaraka hitaiza vatana isika AryπŸ‘£πŸ‹οΈ

Holazainay anareo ny tsiambaratelo !!!Fa mba tantarao sy zarazarao ilay expΓ©rience efa niainana....
07/04/2026

Holazainay anareo ny tsiambaratelo !!!

Fa mba tantarao sy zarazarao ilay expΓ©rience efa niainana....

😎Te hanala firy kg  ianao☺️Sa te hanana bika tonga lafatra @'lay mampitsiriritra n'y maro n'y te hanana azy         Aza ...
01/04/2026

😎Te hanala firy kg ianao☺️Sa te hanana bika tonga lafatra @'lay mampitsiriritra n'y maro n'y te hanana azy
Aza manahyπŸ‘Œ
Afaka tanterahantsika 'zany androany🐟🐟🐟

Faly miarahaba ny mpanaraka ny pejy indray @ ity herin'andro vaovao be ityπŸ™‹Maro ianareo no manontany,mametram_panontanin...
30/03/2026

Faly miarahaba ny mpanaraka ny pejy indray @ ity herin'andro vaovao be ityπŸ™‹

Maro ianareo no manontany,mametram_panontanina hoe ahoana ny fomba atao MBA hampiena?????

πŸ‘‰Ny base voalohany indrindra dia ny fahaizanao mandanjalanja ny sakafo miditra @ vatanao aloha
πŸ‘‰Ny fisotronao rano 1,5L isan'andro,ny mihoatra tsy ferana
πŸ‘‰Faha telo farany,ny fampietseham_batana(Tokony manao hetsika 'lay vatana,ohatra:manao dia tongotra kely isa_maraina [La Marche]
Mahavita manao hazakazaka kely voamaika tsara na manao lalao ara_panatanjahantena isan_kerin'androπŸ‘
❄️❄️❄️Tsara ny mitaiza ny vatana satria io no miantoka ny fahasalamanao rahatrizay❄️❄️❄️

Ireto misy santionany ara_pahasalamana afaka atao tsara ao an_tokantrano indray ary dia mikarakara finaritra ooooπŸ’š

BON DIMANCHE
29/03/2026

BON DIMANCHE

Ampifalina hatrany no entina mizara  mpitia sy mpanaraka ny pejy indray☺️ 🎬Hitondra sakafo vitsivitsy ho an'ireo olona '...
23/03/2026

Ampifalina hatrany no entina mizara mpitia sy mpanaraka ny pejy indray☺️

🎬Hitondra sakafo vitsivitsy ho an'ireo olona 'zay te ampihena vatana nefa tsy mahita oe inona AVY no mety .
πŸ‘‰ireo zavatra ilaina dia mora hita sy tsy lafo vidy Ary hita eny @ mpivarotra mahazatra rehetra
eny daholo ihany.Ny tena ilaina dia ny FAHAVONONANA ARA_TSAINA sy ARA_BATANA 'zay ihanyπŸ‘Œ

πŸ’šMikarakara finaritra aryyyy eeeeπŸ’š
Alatsaho ao @ commentaire 'zay mahavita afahan'ny hafa MBA maka tahaka satria fifanampina ny fiainana dia miezaka hatrany izahay manampy sy mizara

πŸ‘£Mandehana dieny Mbola malaina🚢fa rehefa mazoto tsy ho afaka intsonyπŸƒ

Aza adino mizara @ namana sy manindry 'lay j'aime kely ambany io
Ary eeee

05/02/2026

Top push-up πŸ’ͺπŸ’ͺπŸ’ͺ

Address

Antananarivo

Telephone

+261344709994

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when π™ˆπ™” 𝙁𝙄𝙏'π™‰π˜Ό 𝙨π™₯𝙀𝙧𝙩/π™™π™–π™£π™¨π™š/𝙣π™ͺπ™©π™§π™žπ™©π™žπ™€π™£ posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share