03/10/2026
🇹🇷 vondrona sarotra no misy an'i 🇹🇷 Torkia, ka tsy mbola nahita fandresena tao anatin’ireo lalao 3 tamin’ny UEFA Nations League izy ireo. 😔
📊 Voka-dalao :
🇹🇷 Torkia 0–1 🇫🇷 Frantsa
🇹🇷 Torkia 1–4 🇮🇹 Italia
🇹🇷 Torkia 0–3 🇧🇪 Belzika
🔴 Isa : 0
⚽ Baolina tafiditra : 1
🥅 Baolina azo : 8
📉 Faharesena : 3
🏆 Fandresena : 0
🤝 Ady sahala : 0
💔 Lalao 3, faharesena 3, ka mbola miandry ny fandresena voalohany i Torkia.