Hankahery antsika anie ny Fanahy Masina. Arahabaina daholo nahatratra ny Pantekoty.
As Coindre Arivonimamo
Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from As Coindre Arivonimamo, Sport & recreation, Arivonimamo, Antananarivo.
12/05/2026
Andao foana e
Any Miarinarivo isika no milalao ny alahady 10 mai ho avy zao
Amin ny alahady 19 avril isika misy match eny imerintsiatosika mifanandrina amin zkfi. Miomana tsara daholo. Mivondrona.aty isika amin sabotsy
11/03/2026
⚽CHAMPIONNAT D1. 2026⚽ - [PROGRAMME MATCHS]
Journée 03
🗓️DIMANCHE 15 MARS 2026
🏟️Terrain MIARINARIVO
🕚12h30 : AS COINDRE Arivonimamo 🆚 ASEFFEMA Imerintsiatosika
🕛14h30 : OMA Miarinarivo 🆚 EF JEM Miarinarivo
Tsy mianatra ny LCCA rahampitso noho ny cyclone.
08/01/2026
Araky ny vaovao nampitain ny avy amin ny Section dia amin, ny Alahady heriny no atao ny finale ny section. Izany hoe alahady 18 janoary raha tsy misy ny fiovana
05/01/2026
Asaina isika mpilalao As Coindre ho tonga amin ny sabotsy fa misy zava dehibe ho dinihana. Resaka D1 ilay izy. Merci
01/01/2026
Ny As Coindre dia Miarahaba antsika rehetra nahatratra ny taona vaovao. Mirary fahombiazana ho antsika rehetra amin ity taona 2026 ity
Tsy mbola raikitra indray ilay finale tokony atao amin ny alahady 21 décembre fa mbola taraiky any Maevatanana hono ny Président section e
Click here to claim your Sponsored Listing.
Location
Category
Website
Address
Arivonimamo
Antananarivo