Kick Boxing FFFB Officiel

Kick Boxing FFFB Officiel

Share

Firaisana - Fanatanjahantena - Fahasalamam-bahoaka

Photos from Kick Boxing FFFB Officiel's post 29/08/2026

๐ŸฅŠ๐Ÿ”ฅ๐Ÿ’ช aleo mahita toy izay tantaraina๐Ÿ’ช๐Ÿ”ฅ๐ŸฅŠ mihezaka hatrany ๐Ÿƒ๐Ÿƒ๐Ÿƒ๐Ÿƒ๐Ÿƒ๐Ÿƒ๐Ÿƒ

Photos from Kick Boxing FFFB Officiel's post 24/08/2026

๐Ÿ™ ๐ŸฅŠ๐Ÿ”ฅ๐Ÿ’ชMisaotra an'Andriamanitra lehibe fa vita soamatsara ny ady VEHIVAVY MAHERY 1er รฉdition iny๐Ÿ’ช๐Ÿ”ฅ๐ŸฅŠ๐Ÿ™

๐Ÿ™Mankasitraka anareo vahoaka maro be tonga nanontrona anay mankasitraka tompoko๐Ÿ™

๐Ÿ™Eto izahay club 3FB Kick Boxing maneho fisaorana bevata ho anareo izay nanampy anay nahantotosa aniny combat VEHIVAVY MAHERY 1er รฉdition iny ๐Ÿ™mino sy manantena izahay fa mitohy hatrany ny fiaramiasa tsika๐Ÿ™

๐Ÿ™Isaorana manokana eto๐Ÿ™

๐Ÿ™President fรฉdรฉration Rafidison
๐Ÿ™President ligue analamanga Caoch Pierre Pierre
๐Ÿ™President section rehetra
๐Ÿ™President Arbitre sy ny รฉquipeany
๐Ÿ™Club rehetra izay nandray anjara hatrany aminy faritany rehetra
๐Ÿ™Maitre sy ny coach club 3FB KICK BOXING sy ny ekipa rehetra ao anatiny,milay nareo INY LALANA INY ๐Ÿ™๐Ÿƒ
๐Ÿ™Mr le DHRD Mampianina Jacques
๐Ÿ™Marraine Mbolatiana Raveloarimisa
๐Ÿ™Dokotera Rakotonoely Domoina Soa Kanto
๐Ÿ™ Dity Romiane Behova
๐Ÿ™Faritra analamanga.
๐Ÿ™Mankasitraka tompoko๐Ÿ™
๐Ÿƒ๐Ÿƒ๐Ÿƒ๐Ÿƒ๐Ÿƒ๐Ÿƒ๐Ÿƒ๐Ÿƒ๐Ÿƒ๐Ÿƒ๐Ÿƒ๐Ÿƒ๐Ÿƒ๐Ÿƒ๐Ÿƒ๐Ÿƒ๐Ÿƒ๐Ÿƒ

21/08/2026

๐ŸฅŠ๐Ÿ”ฅ๐Ÿ’ช junior๐Ÿ’ช Ady ireto ๐Ÿ’ช๐Ÿ”ฅ๐ŸฅŠAleo mahita toy izay tantaraina๐Ÿƒ๐Ÿƒ๐Ÿƒ๐Ÿƒ๐Ÿƒ๐Ÿƒ๐Ÿƒ

20/08/2026

๐ŸฅŠ๐Ÿ”ฅ๐Ÿ’ช ady be koa ireto a!๐Ÿ’ช๐Ÿ”ฅ๐ŸฅŠ aleo mahita toy izay tantaraina ๐Ÿƒ

20/08/2026

๐ŸฅŠ๐Ÿ”ฅ๐Ÿ’ชEfa kely sisa dia tonga ny fotoana ka aza adino ary e! Aleo mahita toy izay tantaraina๐Ÿ’ช๐Ÿ”ฅ๐ŸฅŠ๐Ÿƒ๐Ÿƒ๐Ÿƒ๐Ÿƒ๐Ÿƒ๐Ÿƒ๐Ÿƒ๐Ÿ™

19/08/2026

๐ŸฅŠ๐Ÿ”ฅ๐Ÿ’ชAdy ireto Spรฉcial combat ireto. Tongava mijery ary e! Aleo mahita toy izay tantaraina๐Ÿ’ช๐Ÿ”ฅ๐ŸฅŠ๐Ÿƒ๐Ÿƒ๐Ÿƒ๐Ÿƒ๐Ÿƒ๐Ÿƒ๐Ÿƒ

18/08/2026

๐ŸฅŠ๐Ÿ”ฅ๐Ÿ’ช ady ito. Tongava minjery ary๐Ÿ’ช๐Ÿ”ฅ๐ŸฅŠ aleo mahita toy izay tantaraina ๐Ÿƒ

13/08/2026

๐ŸฅŠ๐Ÿ”ฅ๐Ÿ’ชAleo mahita toy izay tantaraina ary eeehh!๐Ÿ’ช๐Ÿ”ฅ๐ŸฅŠ๐Ÿ™๐Ÿƒ

09/08/2026

๐ŸฅŠ๐Ÿ”ฅ๐Ÿ’ชTongava mijery fa tsara ito adiny izy roa vavy ito๐Ÿ’ช๐Ÿ”ฅ๐ŸฅŠ aleo mahita tohizay tantaraina๐Ÿƒ

31/07/2026

๐ŸฅŠ๐Ÿ’ช๐Ÿ”ฅ Tongava maro fa hahita ady tsara tsika๐Ÿ”ฅ๐Ÿ’ช๐ŸฅŠ๐Ÿƒ

Want your business to be the top-listed Gym/sports Facility in Antananarivo?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Category

Telephone

Website

Address


Analakely
Antananarivo
101