Rado Rakotomandimby

Rado Rakotomandimby

Share

sport

ATHLÈTE MALAGASY BODYBUILDING🇲🇬
ATHLÈTE ERIC FAVRE🇲🇫

2025: champion de TANA🥇/MADA🥇/ word champion WBPF🥇🌏

COACH CERTIFIÉE INTERNATIONAL 🌐

COACHING PERSONNALISÉ EN LIGNE :
DM 📩
WATSAPP : 0344575946

03/08/2026

Ataontsika affaire personnelle amin'izay ity tantara ity fa ela lotra 😡🔥..

Balancéko aloha ity ry Santatra Rajaonarivony 😅.
Endraso eo 130 kg eo za ry Riana Rajaonarivony a 🤣.

MASS GAINER CREATINE Eric Favre Ilay anaty shaker raha mahalina anareo ao anaty commentaires ao sariny 🙏:
Ho anareo tia anao prise de masse Sady tia haka force 🦾.

Mass Gainer créatine 7kg : 480.000 ar

DU MONDE BODYBUILDING WBPF 2025
ERIC FAVRE
PERSONNELLE
Pharmacie Santé

Photos from Rado Rakotomandimby's post 03/08/2026

COACHING AVEC ASSISTANCE EN LIGNE 🌐🇲🇬

Rehefa nanandrana zavatra maro sy nianatra Izany oe pratique sy théorie dia tsapa fa azonao ovaina amin'izay tinao io vatanao io . Zavatra ilaina dia ireto :

Plan détaillé tsara ( sakafo ,kotrana,SNS ) mifanaraka ny tanjonao.
Motivation anombohana dia aveo discipline.

Raha mahaliana anao ,dia tongava hafatra miafina raha anontany mombamomba izay 📩.
Watsapp : 0344575946

izao :
👉CHAMPION DU MONDE BODYBUILDING WBPF 2025.
👉COACH CERTIFIÉE INTERNATIONAL 🌐.

Tarif : 300.000 ar / mois

DU MONDE BODYBUILDING
ERIC FAVRE
PERSONNELLE
Pharmacie Santé

Photos from Rado Rakotomandimby's post 30/07/2026

Rendez-vous 130 kg lesy pour 1m70 🥴🔥
Ra tsy 100 kg sec za tsy hiverina anao compétition intsony 🙏.

Miarakara @ ity produit Paramad (Eric Favre ) vaovao be ity : MASS GAINER CREATINE 7kg

Mety ho anareo tia ampitombo vantana sy tatanjaka💪

-Sady misy calorie: ho an'ny olona kamo misakafo na mora voky

- créatine : tanjaka + muscle 💪

Prix : 480.000 ar

Tel :0344575946/0347166741

DU MONDE BODYBUILDING 2025
ERIC FAVRE
Pharmacie Santé
PERSONNELLE
STYLE

29/07/2026

Iza no mila EAA ( Essential Amino Acids)? Acide aminé tsy afaka vokarin'ny vatana

-🌾ireo olona vegan: tsy minana proteine animal
Fa manina ?
Tsy ampy qualité ny protéine oaniny satria tsy ao daholo ny acides aminés ilaina @ famokarana hozatra .

- 🔥mikotrana maraina tsy mbola nisakafo ( à jeune).
Miaro muscle anao tsy ho simba

-🥩 tsy dia misakafo anaty tontolo tsy ampy protéine

- 🦾récupération rehefa avy mikotrana

🟣⚪EAA (500 g) : 230.000 ar

DU MONDE BODYBUILDING 2025
ERIC FAVRE
ERIC FAVRE
Pharmacie Santé
PERSONNELLE

28/07/2026

Salama e 🙏.

Fivanihanana tao @ Dream'in . Mankasitraka be an'isany tena manome sehatra ny tanora Malagasy hoavin'ny firenena 🇲🇬 🙏.

COACHING PERSONNALISÉ 300.000 AR / MOIS
📩WATSAPP :0344575946

DU MONDE BODYBUILDING 2025
ERIC FAVRE ( Paramad )
Pharmacie Santé
PERSONNELLE

Photos from Rado Rakotomandimby's post 27/07/2026

Retour à la source🙏.

Point de départ : 93 kg sur la balance.
Sans régime, sans entraînement strict fa vary sy loka 🥺🤣..
Le changement commence aujourd'hui. 🔥

Aleo hiainga ny Riana Rajaonarivony diet 😅. Sa ve balancéna ry Santatra Rajaonarivony 😅😅??

DU MONDE BODYBUILDING 2025🏆🇲🇬
ERIC FAVRE
Pharmacie Santé
PERSONNELLE

25/07/2026

Fivanianana tao TAIRO ARY fandaharana miresaka ny fanatanjahantena ( sport) malagalasy 🇲🇬 athleta SNS .

Ao daholo secret maha bokona sy champion 🏆.
Arao hatramin'ny farany fa lesona be no ho azonao ao 🙏.

DU MONDE BODYBUILDING
ERIC FAVRE

PERSONNELLE

23/07/2026

Ahatsiarovana ny fahazazana mahita Zala Ireto ♥️💪..

Tindry Zala be lay gest posing😅

Santatra Rajaonarivony

Stay focus manomboka eto 😡.

du monde BODYBUILDING 🥇
Favre
particulier

Photos from Rado Rakotomandimby's post 22/07/2026

Sary vitsivitsy tamin'ny lalao Kely Izay niarahana salle de sport Hôtel Restaurant Le Corail sy Paramad Eric Favre tao toliara 🌴..

Somary lalao vojimaika kely fa tsy olana , misaotra anareo Izay namaly ny antso 🙏..

Mankasitraka dia amin'ny manaraka indray .
Haitanareo produit Eric Favre tsy ho ela ao 💪.

DU MONDE
FAVRE
PERSONNELLE

21/07/2026

Hôtel Restaurant Le Corail jeux avec Paramad (eric favre )

Want your business to be the top-listed Gym/sports Facility in Antananarivo?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Category

Telephone

Website

Address


Andoharanofotsy
Antananarivo

Opening Hours

Monday 05:00 - 21:00
Tuesday 05:00 - 21:00
Wednesday 05:00 - 21:00
Thursday 05:00 - 21:00
Friday 05:00 - 21:00
Saturday 05:00 - 21:00