RUGBY CLUB BDMA Andohatapenaka

RUGBY CLUB BDMA Andohatapenaka Les pages de CLUB RUGBY Andohatapenaka c'est journal des infotmations et actualité .

25/07/2026

𝗔𝗻𝘁𝗮𝗻𝗮𝗻𝗮𝗿𝗶𝘃𝗼 𝗥𝗲𝗻𝗶𝘃𝗼𝗵𝗶𝘁𝗿𝗮 :

🔴🔥𝗩𝗲𝗵𝗶𝘃𝗮𝘃𝘆 𝗶𝗿𝗮𝘆 𝟮𝟰 𝘁𝗮𝗼𝗻𝗮 𝗻𝗼𝘀𝗮𝗺𝗯𝗼𝗿𝗶𝗻𝗮 𝗻𝗼𝗵𝗼 𝗻𝘆 𝗳𝗮𝗻𝗮𝘁𝗮𝗵𝗮𝗻𝗮 𝗽𝗼𝗸𝗲𝘁𝗿𝗮 𝘀𝘆 𝗵𝗮𝗿𝗼𝗺-p𝗮𝗼𝘀𝘆.

🔹 Ny 21 Jolay 2026 tokony ho tamin'ny 4 ora tolakandro, naharay fampandrenesana ny Polisin'ny UIR fa nisy vehivavy iray 24 taona nanataka poketra, sy nangalatra tao amin'ny tranom-barotra iray eny Behoririka.

🔹 Voasambotra avy hatrany izy taorian'ny fanamarinana natao tamin'ny alalan'ny fakantsary fanaraha-maso.

🔹Nandritra ny fisavana, nahitana hareza miisa roa, rongony ary vola 400.000 Ariary teny aminy. Natolotra ny SUT Tsaralalàna niaraka tamin'ireo zavatra tratra taminy ilay vehivavy mba hanohizana ny fanadihadiana.
__________________

Araho hatrany ny pejintsika, aza hadinoina ny manisy réactions sy mizara ny vaovao.

Tolotra🔥
10/05/2025

Tolotra🔥

10/05/2025

Team🔥
10/05/2025

Team🔥

Ibrahim🔥
10/05/2025

Ibrahim🔥

Digarry🔥
10/05/2025

Digarry🔥

Romeo🔥
10/05/2025

Romeo🔥

Casimir🔥
10/05/2025

Casimir🔥

Tinoh🔥
10/05/2025

Tinoh🔥

Address

Andohatapenaka
Antananarivo

Telephone

+261343118346

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when RUGBY CLUB BDMA Andohatapenaka posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share

Category