Team Five-Unis

Team Five-Unis

Share

Esprit d'équipe 👊

17/08/2026

Mba nanao présence tao Mangatokana fa ela loatra tsy nampiady ☺️🤐
1ère victoire de Maradona 🐓
Misaotra ny mpifanandrina niara-nilalao 🤝

Photos from Team Five-Unis's post 23/06/2026

Bon vent Gr***de et Ballack...
Matoa niverina dia afa-po izay

Mahazahoa victoire bé dia bé zandry a 🙏
Tompon'ny totondry ireny 🥊

21/06/2026

Joyeuse fête des pères

Photos from Team Five-Unis's post 19/06/2026

Amin'ity ny fotoana....
Akoho 5 ny anay Raha tsy misy ny sampona 🐓🐓
Vantony 4 dia demi-armé ny iray
Ireo amin'ny sary ireo zalah fa tsy afenina...
Ny iray no tsy ao

05/05/2026

Beurose.
Tena akoholahy mañana Précision sy coup d'arrêt adala be

04/04/2026

Tsy voahaja ilay règle NUMÉRO 1 dia resy soamantsara 😅😁
Défaite de CANTONA
Respect foana hoan'ny Advé fa nilay ny Fair-play 🤝🤝

21/03/2026

7mois Beton izao🔥🔥🔥...

Miandry kely dia hamaky ady. Tsy mety haneno Léry

Photos from Team Five-Unis's post 17/03/2026

1ère victoire de CANTONA 🔥
Maka tsapa aloha 👏
Respect à l'adversaire 🙏

Misaotra ny équipe e 👊

14/03/2026

Tsy mitsahatra mamokatra 🔥
Misaotra ny mpahary hatrany
Tonga vahiny indray 🐣🐣
Arahana couleur

08/03/2026

🔥
Sahala aloha no vitan'lery androany...
2ème coup de patte tonga dia sur terrain.
Mitohy ny lalao
Respect à l'adversaire 👊

Want your business to be the top-listed Gym/sports Facility in Antananarivo?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Website

Address


Ambodivona Ambohitrimanjaka
Antananarivo