09/07/2026
🔴 I Kylian Mbappe🇫🇷 no voafidy ho "Homme du Match" tamin'ny fifandonan'i France sy Maroc teo
Lazao eo amin'ny foto-tsofiny
Hoe ny ato foot fotsiny
Izay mpanaraka mafana fo tsy tsofina
09/07/2026
🔴 I Kylian Mbappe🇫🇷 no voafidy ho "Homme du Match" tamin'ny fifandonan'i France sy Maroc teo
09/07/2026
📋 Voka-dalao [CDM 2026 - 1/4 de finale]
2️⃣-0️⃣
Tafiakatra any amin'ny manasa-dalana ny Frantsay, hifandona amin'izay tafavoaka mpandresy eo amin'i Espagne sy Belgique
09/07/2026
🔴 Efa manomboka ny asany i Xabi Alonso🇪🇸
09/07/2026
🔴 Ireo XI tompon-toerana amin'ny fifandonan'i France sy Maroc (23:00🇲🇬 | 📺 TVM / New World Sport 1)
09/07/2026
🔴 ÔFISIALY: ✍🏻 Nifindra maimaim-poana any amin'ny Crystal Palace i Óscar Mingueza🇪🇸 rehefa tapitra fifanarahana niaraka tamin'ny Celta Vigo
09/07/2026
📋 Lalao misongadina anio alakamisy 09 jolay 2026
🏆CDM 2026 - 1/4 de Finale
🎮 FRANCE 🆚 MAROC
🕚 23h
Ora malagasy foana ny eto amin'ny pejy
08/07/2026
🔴 Ireo mpampidi-baolina betsaka indrindra taorian'ny ampahavalon-dalan'ity Coupe du Monde 2026 ity
07/07/2026
🔴 Ny dingan'ny ampahefa-dalana amin'ity Coupe du Monde 2026 ity:
FRANCE 🆚 MAROC
ESPAGNE 🆚 BELGIQUE
NORVÈGE 🆚 ANGLETERRE
ARGENTINE 🆚 SUISSE
07/07/2026
📋 Voka-dalao [CDM 2026 - 1/8 de finale]
0️⃣-0️⃣
T.A.B: 4️⃣-3️⃣
Tafiakatra any amin'ny 1/4 de finale hifandona amin'i Argentine i Suisse
07/07/2026
🔴 RECORD VAOVAO: I Lionel Messi🇦🇷 hatreto no mpilalao nahavita tolotra nampidiram-baolina (passe décisive) betsaka indrindra eo amin'ny tantaran'ny Coupe du Monde