23/06/2026
🔥 PHOTO PORTÉ 😍
Hello !! 🤗
Mbola tsy mety lany manja mihitsy ity ensemble à rayures ity 🥰❤️
✨ Confortable ✨ Léger ✨ Chic et tendance
Tena manome style be rehefa porté 😍🔥
💰 25 000 Ar seulement 😱
📏 Tailles disponibles : XS - S - M - L
🎨 Misy couleurs hafa koa
📩 💌💌
Sutura by Bozy ❤️
✨
22/06/2026
🔥 NY ENTANA NAFARANA & NY ENTANA TONGA 🔥
Ato aminay anie tsy misy hoe mifamitapitaka izany eeh ☺️✨
💬 "Merci fa tena afa-po tamin'ilay akanjo aho" hoy ity cliente manjabe anay ity 😍🥰
Tena faly koa izahay rehefa afa-po amin'ny asanay ianareo. 🥺🤗 Ny fahafaham-ponareo no tanjonay voalohany ary manome hery anay hanohy hanome ny tsara indrindra hatrany. 💜
🙏🏼 Misaotra indrindra amin'ny fitokisana an'i Sutura by Bozy
✨ Alefaso aty aminay koa ilay modèle efa nirianareo ela tao anaty galerie ao, dia ataontsika manja be sy araka izay irinao. 🥰
📩 Inbox misokatra ho an'ny commande sy renseignements.
💜✨
09/06/2026
Salama daholo indray oh 😍😍
Jerenareo ny hatsarany 😍😍
Dispo en taille Xs S M L
🔥 Prix cadeaux be foana 🔥 25 000ar 🥺😍
Mp ary oh 💌
08/06/2026
✨ Alatsinainy vaovao, manimanitra nouveautés ato amin'ny pejy! 😍🥰
Faly be izahay fa nahatratra 2K followers isika androany! 🎉❤️
Mankasitraka antsika rehetra hatrany tamin'ny fitokisana sy ny fanohanana. 🫶
Satria tena tianay ianareo, dia indro ary ny nouveauté iray hafa tena milay be! 😍
❤️🤍 Ensemble Rayure
✔️ Disponible en taille XS - S - M - L
✔️ Tissu Lin
💰 Prix cadeau : 25 000 Ar seulement
🎨 Misy couleur hafa ihany koa.
📩 Inbox raha haka commande na mila fanazavana fanampiny.
✂️❤️
05/06/2026
😍 Misy tena mahay misafidy couleur sy modèle mihitsy ianareo an!
Jereo anie ity ensemble de travail nosafidian'ny abonnée iray ity e 😍🩺
💖 Couleur saumon mamy sy élégante
👌 Tissu coton confortable
✨ Finition soignée araka ny hitanareo amin'ny sary
Faly izahay manatanteraka ny modèle tianareo. Alefaso aty aminay fotsiny ny sary na modèle nofinidinareo, dia hiezaka hanamboatra azy araka izay tratra izahay 😊
🧵 Tenu de travail sur commande 💰 Manomboka amin'ny 32 000 Ar
Ianareo indray, couleur inona no tianareo hanaovana tenue de travail !? 😍
💌Sutura by Bozy
31/05/2026
🌷💐 Fetin'ny Reny sambatra ho an'ny reny rehetra.❤️
Toy ny zaitra mampifandray ny lamba, ny reny no mampiray sy mampifamatotra ny fianakaviana amin'ny fitiavany. ❤️🪡
Ho feno hafaliana, fahasalamana ary fitahiana anie ity andro ity, ary ho tsapanareo mandrakariva ny fitiavana sy ny fankasitrahan'ireo manodidina anareo.
— Sutura by Bozy
❤️🌷
24/05/2026
✨🕊️Ny équipe rehetra eto @ page Sutura by Bozy dia Mirary Pentecôte sambatra ho antsika rehetra 🕊️✨
Enga anie ny Fanahy Masina :
🤍 hitondra hafaliana ao am-pontsika
🤍 hampahery antsika amin’ny fiainana andavanandro
🤍 ary hanazava ny lalantsika isan’andro 🙏
Mankasitraka anareo rehetra manohana sy manaraka hatrany ny page 💖
Mirary tontolo andro milamina sy feno fitahiana ho anareo sy ny ankohonanareo 🥰
🕊️
20/05/2026
🥰 HELLO les filles 😍
Ary raha ohatra hoe noir indray dia ahoana hoy ianareo 🤗🤗
Toy izao ny noir amin'ity ensemble sporty mamy be ty 😍
✅ Tissu coton 💯
✅ très confortable 👌🏼
✅ qualité premium 😱
❗Fa , à petit prix 🥺
mp anie eee 😊
19/05/2026
✨ ENSEMBLE SPORTY✨
Jerenareo anie ny hatsaran'ity ensemble sporty ty ee 😍😍 mamy be
Disponible en taille Xs S M et L izy ty 😊
Tissu coton 💯 confortable be 😍
🛑Couleur dispo : Noir - Rouge - blanc - gris - rose 😍
Ianareo sisa no andrasana 🥰