As Jet Élite

As Jet Élite

Share

Pejy hanarahanao ny vaovao sy ireo tsara ho fantatra momban'ny As jet élite new Académie

13/07/2026

🏆🏆 Détection U20 / U17 à très bientôt 🏆🏆

Miomana Ary isika e, iaraka iainga aminay indray.

Araho tsy tapaka n'y pejy


14/03/2025

Détection joueur 2008- 2009
Terrain Enam Androhibe
Samedi 9h

12/02/2025

⚽⚽ Ecole de foot Jet Elite ⚽⚽

Aza misalasala miditra Mp aminay raha mahaliana anao

Misokatra ho an'ny ankizy 7 taona hatramin'ny 15 taona

05/02/2025

𝐄𝐜𝐨𝐥𝐞 𝐝𝐞 𝐟𝐨𝐨𝐭 𝐉𝐞𝐭 𝐞𝐥𝐢𝐭𝐞

⚽⚽𝐌𝐢𝐬𝐨𝐤𝐚𝐭𝐫𝐚 𝐡𝐨 𝐚𝐧𝐭𝐬𝐢𝐤𝐚 𝐧𝐲 𝐬𝐞𝐤𝐨𝐥𝐲 𝐟𝐚𝐧𝐚𝐛𝐞𝐚𝐳𝐚𝐧𝐚 𝐛𝐚𝐨𝐥𝐢𝐧𝐚 𝐤𝐢𝐭𝐫𝐚 𝐉𝐞𝐭 𝐞𝐥𝐢𝐭𝐞, ⚽⚽

👉Misy sokajy taona U9 - U11 - U13 - U15
👉 Ny Alarobia sy Sabotsy ny fanazarantena
👉 Eny amin'ny kianja Ambatolampy tsimahafotsy
🚌 Misy ny bus special joueur mitondra anao makeny.

🙏🏼Ry ray amandreny mahasoa ny zanakao ny Sport satria anisany fitaizana azy ho lasa vanona sy vonona izany,

❤️Aza misalasala ary mandefa hafatra MP raha maha liana anao, na ihany koa manantona ny birao foibe etsy Antsakaviro.

27/01/2025

𝐌𝐢𝐫𝐚𝐫𝐲 𝐡𝐞𝐫𝐢𝐧𝐚𝐧𝐝𝐫𝐨 𝐦𝐚𝐡𝐚𝐟𝐢𝐧𝐚𝐫𝐢𝐭𝐫𝐚 𝐡𝐨 𝐚𝐧𝐭𝐬𝐢𝐤𝐚 𝐫𝐞𝐡𝐞𝐭𝐫𝐚 𝐢𝐳𝐚𝐡𝐚𝐲 𝐞𝐭𝐨 𝐚𝐦𝐢𝐧'𝐧𝐲 𝐣𝐞𝐭 𝐞𝐥𝐢𝐭𝐞. 🏆🏆

👉Misaotra ireo nanohana omaly ihany fa dia iny fandresena iny no atolotray ho anareo mpanaraka.
👉Mitohy ny lalana tafita any amin'ny dingana 1/2 finale indray ihany koa ny U18 amin'ny section Ambohidratrimo rehefa nandresy Mpanjaka kids 2 noho 1.

❤️❤️Elite vonona , Elite vonona❤️❤️



Photos from As Jet Élite's post 21/01/2025

"𝐌𝐚 𝐠𝐫𝐚̂𝐜𝐞 𝐭𝐞 𝐬𝐮𝐟𝐟𝐢𝐭" 𝐢𝐳𝐚𝐧𝐲 𝐧𝐨 𝐭𝐞𝐧𝐲 𝐟𝐚𝐧𝐞𝐯𝐚 𝐧𝐲 𝐤𝐥𝐢𝐨𝐛𝐚 𝐉𝐞𝐭 𝐄𝐥𝐢𝐭𝐞🏆⚽

🙏🏼Natomboka tamin'ny fiarahana mivavaka ny taona 2025 hoan'ny eto amin'ny klioba Jet Elite.
Tsy afaka misaraka tokoa manko ny ara-panahy sy ara-batana ka anisany amolavolana ireo mpilalao ny fifaneraserana amin' Andriamanitra

🏆Maro ny fifaninana andraisana anjara amin'ity taona ity ary mbola ao anatin'izany ihany koa ny fiantrehana ny 1/4 de finale D2 sy 1/4 de finale U17 ny Section Ambohidratrimo.

👉Ny fisokafan'ny ecole de foot ihany koa efa hanomboka ny fandraisana ireo ankizy 6 taona hatramin'ny 15 taona

🙏🏼Araho hatrany ny pejy ary mirary taona mafinaritra ho antsika rehetra





11/11/2024

⚽⚽ 𝐄𝐜𝐨𝐥𝐞 𝐝𝐞 𝐟𝐨𝐨𝐭 𝐉𝐞𝐭 𝐄𝐥𝐢𝐭𝐞 ⚽⚽

🙏🏼Hisokatra amin'ity taona ity ny sekolin'ny baolina kitra eto amin'ny Klioba JET ELITE.

👉U10 - U13 - U15

🙏🏼Araho hatrany ny pejy ahitanao ny momban'izany ⚽⚽

10/11/2024

Tsy ho ela indray 🏆🏆🏆
Manomana mangina hatrany fa ny vokatra no avela hanakoako 🙏🏼🙏🏼



Want your business to be the top-listed Gym/sports Facility in Antananarivo?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Category

Website

Address


Antanimena
Antananarivo