01/06/2026
Andro sisa no isaina... efa vonona ve isika ? ⏰️
Mankafy baolina kitra ianao? Araho tsy tapaka ireo vaovao farany momba ny tontolon’ny Kitra !
01/06/2026
Andro sisa no isaina... efa vonona ve isika ? ⏰️
31/05/2026
Misaotra Salle de jeux - Starteo nandray anay tamin’iny Final Ligue des champions iny.
Nahafinaritra ny fandraisana, tsara loatra ny ambiance.
Afaka manantona an’izareo mivantana isika raha misy soirée tiana atao miaraka amin’ny namana na fianakaviana fa malalaka ny trano sady parking misy .
31/05/2026
Tompon-daka 2025-2026 🎖
31/05/2026
PSG - Kintana fararoa 🔴🔵 ⭐️⭐️
16/01/2023
⚽️ 🌍
Le forfait du Maroc a été officiellement acté par la CAF. Ce qui voit chaque équipe du groupe C obtenir 3 points sur table.
Ainsi, les Barea de Madagascar sont à 6 points et en tête du groupe C. Il faudrait au moins un match num face au Soudan pour une qualification en 1/4 de finale pour nos joueurs. 🔥🇲🇬
15/01/2023
Première participation à la
Première victoire pour les Barea 🔥🇲🇬
25/10/2022
🏆 CAN BEACH SOCCER 🏆
Hanao jery todika kely ny zava-bitan’ny Barea Beach Soccer isika, nandritra ny CAN Beach Soccer izay tanterahina any Mozambique amin’izao fotoana izao.
Tao amin’ny Vondrona B no nisy ny Barea. Nifarana hatreo amin’ny dingana isam-bondrona nefa ny fifaninana ho an’ireo Barea antsika arak’ity vokatra zaraina amintsika ity.
⚽️ Lalao 3 no notanterahina ka faharesena 3 no azon’ny Barea.
Senegal sy Egypte no hiakatra amin’ny dingana manaraka ao amin’ity Vondrona B ity, i Maroc sy Mozambique kosa no tafiakatra tao amin’ny Vondrona A.
🎯 Eo amin’ny laharana faha-7 kosa no misy ireo Barea tamin’ity CAN Beach Soccer ity.
Raha ny hevitrao dia inona no mety lesoka hanatsarana indray ny vokatra eo amin’ity taranja ity ?
Tsiahivina fa efa Tompon-daka an’ny Afrika teo amin’ny Beach Soccer isika tamin’ny taona 2015.
01/06/2022
Formation barea VS Ghana !
30/05/2022
Alefa barea 🇲🇬
Ho arahina mivantana amin'ny TVM ireo lalao 6 an'ny Barea! (Eliminatoires CAN 2023)
Ho fanomezana fahafaham-po ny mpankafy baolina kitra sy ho fanohanana ny ekipam-pirenentsika dia novidian'ny fitondram-panjakana ny zo ahafahantsika manaraka mivantana eto amin'ny TVM ireo lalao enina ataon'ny Barea amin'ny fifanintsanana CAN2023.
Manome fotoana antsika ary ny TVM amin'ny Alarobia izao amin'ny lalao voalohany.