Fit Pro Ankadindramamy

Fit Pro Ankadindramamy

Share

Fitness - Musculation - Cardio

Photos from Fit Pro Ankadindramamy's post 10/07/2026

Mangatsiaka ny andro πŸ₯Ά
Tongava manao zumba miaraka Raveloson Mahery. πŸ”₯πŸ”₯
Ambiance mamay be, tsemboka hatrany anaty... ba kiraro 🀩

30/06/2026

πŸ₯Ά Mangatsiaka ny andro...Fa ny zumba anafana anao πŸ₯΅

🎢 Mozika mafana...
😁 Ambiance mangotraka...
πŸ’ƒ Coach Raveloson Mahery Mamay be...
πŸ”₯ Ary hatsembohana no hivoahana!

πŸ“… Alarobia
πŸ•  17:30
πŸ“ Ao amin'ny FIT PRO

23/06/2026

πŸ‡²πŸ‡¬πŸŽ‰ FANDAMINANA MANDRITRA NY FANKALAZANA NY FETIN'NY FAHALEOVANTENA πŸŽ‰πŸ‡²πŸ‡¬

Ho fampahafantarana antsika momba ny fisokafan'ny salle mandritra ny fetin’ny Fahaleovantena :

βœ… 25 Jona : Misokatra ny maraina ihany
❌ 26 sy 27 Jona : Mihidy ny salle
βœ… Hiverina hisokatra ny Alatsinainy 29 Jona amin’ny ora mahazatra

πŸ’ƒ Fampahatsiahivana ho an’ny mpankafy Zumba :
❌ Tsy hisy séance Zumba ny Alarobia 24 Jona
❌ Tsy hisy séance Zumba ny Sabotsy 27 Jona

πŸŽ† Mirary fankalazana feno hafaliana sy filaminana ho anareo rehetra izahay! Aza adino ny mikarakara ny fahasalamana na dia mandritra ny fety aza. πŸ’ͺ

17/06/2026

Zumba fitness ato amin'ny FitPro πŸ”₯πŸ”₯
Venez pour le sport, restez pour l'ambiance 😍
Ce soir Γ  17h30 πŸ’ƒπŸŽΆ

10/06/2026

Ambiance mamay be πŸ”₯
Misy zumba isika androany ah 🀩
Rahariva amin'ny 05.30 ny fotoana 😍

02/06/2026

πŸ”₯πŸ”₯ ZUMBA FITNESS CHEZ FITPRO,
Isaky ny Alarobia amin'ny 05 ora sy Sasany. 🀩
Tongava daholo amin'izay. πŸ’ƒπŸŽΆ

08/05/2026

Misy sady be saina no be sandry.
Tsikitsiky fa zoma ny andro πŸ™ƒ

Photos from Fit Pro Ankadindramamy's post 05/05/2026

πŸ’ƒπŸ”₯ ZUMBA RAHAMPITSO @ 05:30 hariva ! πŸ”₯πŸ’ƒ

❓ Mbola mieritreritra ve ianao hoe handeha sa tsia?
πŸ‘‰ Raha mijanona ao an-trano ianao : scroll, mipetraka… πŸ˜…
πŸ‘‰ Raha tonga Zumba ianao : mihomehy, manalazy, mivoaka hatsembohana! πŸ’ͺπŸ”₯

😏 Safidy mora izany e!

πŸ“… Rahampitso
πŸ•  17:30
πŸ‘Ÿ Zumba Fitness miaraka amin’i Coach Raveloson Mahery

28/04/2026

Demain c'est ZUMBAA!
Aza tara ah 🀩
amin'ny 05 ora sy sasany manomboka

6.000 Ar fotsiny ny cours

Photos from Fit Pro Ankadindramamy's post 22/04/2026

Tsy mbola nisy hoe tezitra izany avy nanao ZUMBA 🀣
πŸ₯΅ Mety hoe reraka
🀀 Mety hoe noana
🀩 Fa tsy maintsy FALY foana avy manao ZUMBA
πŸ‘‰TONGAVA MANAO ZUMBA RAHA TE HO FALY 😁
Amin'ny 05 ora sy sasany isak'alarobia no fotoana πŸ”₯πŸ”₯

Want your business to be the top-listed Gym/sports Facility in Antananarivo?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Telephone

Website

Address


Ankadidramamy
Antananarivo
101

Opening Hours

Monday 05:00 - 20:00
Tuesday 05:00 - 20:00
Wednesday 05:00 - 20:00
Thursday 05:00 - 20:00
Friday 05:00 - 20:00
Saturday 05:00 - 20:00