Salle de musculation Ankadikely

Salle de musculation Ankadikely

Share

JOORGI MUSCULATION

01/03/2022

Salama daholo !

📣AZA ADINO!!! AZA ADINO!!! 📣

RAHAMPITSO NY FISOKAFAN'I @ 5 ora maraina k@ 7 ora sy sasany ariva!! 💪💪

Noho ny fangatahan'ny be sy ny maro moa zany dia ireto manaraka ireto ny tarif ato aminay:

1.000ar/séance --> Ho an'ny latsakin'ny 18 taona
1.500 ar/séance --> Ho an'ny 18 taona no miakatra
Misy Coach daholo ireo
Ny abonnement kosa dia ho asian-tsika réduction 20% amin'izao fisokafany izao
Ka raha 20.000Ar izy dia lasa 16.000Ar

TONGAVA MARO FA IANAREO SISA NO ANDRASANA!!! 😁

Photos from Salle de musculation Ankadikely's post 26/02/2022

Salama daholo !

Andro sisa no isaina de isokatra ny Salle de musculation an-tsika eto Ankadikely !!
Araho tsy tapaka foana ny pejy ô!!

💪🏽

22/02/2022

Salama daholo !

Isokatra tsy ho ela ny Salle de musculation ho antsika eto Ankadikely!
Araho tsy tapaka ny pejy!

Want your business to be the top-listed Gym/sports Facility in Antananarivo?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Category

Website

Address


Antananarivo
102