24/08/2026
Kongona ankeliky ny omby hono tsa tompon'ny dia fa mpanaraka ihany πππ²π¬
Fampisehoana ireo omby mahery na malaza indrindra ato amin'ny faritra Amoron'i Mania (Imady Ambositra)
24/08/2026
Kongona ankeliky ny omby hono tsa tompon'ny dia fa mpanaraka ihany πππ²π¬
Anaranomby : Ly vasia
Savika omaly 11-08-2026 teo Tananomby
π²π¬ππ€Ny firaisankina no hery πͺ
Anaranomby: Vedette rapide
Savika teo 01-08-2026
,π²π¬ππ€ Firaisankina no hery πͺ
Araho hatrany ny pejy Kolo-Savika
Anaranomby:
Savika anio tao
Anisany nanana ny lazany ihany koa ity omby ity tato amin'ny faritra Amoron'i Mania fa vita ihany izy teto. mankasitraka anareo tovolahy
ππ²π¬π€ Firaisankina no hery π
π₯π Magnanandro zalahy ity! πͺπ
π Anaranomby :
π Marihina fa tsy mpisavika mihitsy i lezalahy ity, fa rehefa nanontaniana dia nilaza izy fa te hifanandrina amin'ny omby fotsiny. π
π€π
π Soa ihany fa tsy naninona mihitsy izy, ary madio filalao ihany koa ny omby. πππ
π²π¬ππ€ Firaisankina no hery!
Artiste :
Titre: Aleo izy ho any
27/07/2026
Tsara vintana ilay zalahy ity
Hariva amin'ny 6 ora sy sasany ny vidΓ©o ππ
Ny eo tsy lany ny eo tonga ihany ππ
Fintina kely ny savika tao Anketraka 25-07-2026
π²π¬ππ€Firaisankina no hery πͺ
DEMONSTRATION KELY π
Ataovy soa ny pΓ΄zinao fa maro ny manara anao
Savika teo Maromandraoka 10-07-26
ππ²π¬π€ Firaisankina no hery πͺ
Artiste : Rojovola
Titre: Sopanga