29/08/2026
📋𝗦𝗤𝗨𝗔𝗗 𝗟𝗜𝗦𝗧 to face 💙❤️💪
💙❤️
VISCA BARÇA 💪💙❤️
🔑🔐 #BARCELONE 🔵🔴 🔐🔑
29/08/2026
📋𝗦𝗤𝗨𝗔𝗗 𝗟𝗜𝗦𝗧 to face 💙❤️💪
💙❤️
28/08/2026
OUR COLORS💙❤️
Blaugrana💙❤️
27/08/2026
🚨LALAO MANARAKA
⚔️ F2CM 🆚 Fc TL
📅30 Août 2026
⏰13h40
📍ANTANIKATSAKA Itaosy
Vamoos💙❤️
24/08/2026
🔴Mahafaly fona ny mahita culers namatsika mahazo diplaoma toy izao🤩
✅ Elaela tsy tazana tao anaty ekipa niaraka tamin'ny F2CM 🔵🔴 i Lucman Roseluc fa somary sahirana kely 😋 vita soa aman_tsara izy ity dia mino sy manantena fa hahita azy daholo indray na ny mpilalao na ny mpanohana rehetra.
Arahabaina namana,dia tongava amin'ny tanjona ambony indrindra sy izay ho tratrarina , mirarisoa hatrany🙏
Izao ilay hoe: " ny mahasoa aloha vao ny mahafinaritra" 👌
🔵🔴🙏
23/08/2026
Mankasitraka 💙❤️
22/08/2026
LISTES D’ÉQUIPES | CONVO ✅
⚽️🔥
22/08/2026
Mitombo ny taona dia mitombo ko ny laharam-pahamehina🥂🎊
Faly izahay F2CM rehetra miharahaba anao anio amin'izao tsingerintaona anao izao ry Mahazo Herintsoa 🙏💙❤️
Mirary vola sy fasalamana🙏
💙❤️
21/08/2026
🔥 𝗙𝗮𝗻𝗱𝗮𝗵𝗮𝗿𝗮𝗻-𝗱𝗮𝗹𝗮𝗼 𝟮𝟯 𝗔𝗼û𝘁 𝟮𝟬𝟮𝟲 | 𝗙𝗧𝗙 ⚽
⚔️ F2CM VS
🏟️Antanikatsaka itaosy
🕰️14h
Ny ady tsy miova⚽🛡️
Vamoos💙❤️
19/08/2026
🚨TOURNAMENT and FIESTA Antanikatsaka
Ny vondrona B no misy ny F2CM 💙❤️
17/08/2026
🚨Nanantanteraka « A.G » ny mpilalao sy ny mpitantana eo aniovon’ny F2CM ny alahady teo💙❤️
Ny sary nanamarika ny fotoana no indro atolotra am-pitiavana hoanareo🥰