Kifa's Gym

Kifa's Gym

Share

Salle de gym située au Cité des Jardins Mahamasina - Musculation & Fitness

01/09/2026

Sao misy mijerijery, sao misy midrague, menatra be za, sao tsy mahay, za tsy misy fotoana, etc… 😅
Indraindray ireo no tena manakana antsika, nefa rehefa dinihina tsara dia 𝐞𝐱𝐜𝐮𝐬𝐞𝐬 𝐟𝐨𝐭𝐬𝐢𝐧𝐲 𝐢𝐫𝐞𝐨 𝐫𝐞𝐡𝐞𝐭𝐫𝐚 𝐢𝐫𝐞𝐨.

𝐓𝐬𝐲 𝐦𝐢𝐥𝐚 𝐦𝐢𝐚𝐧𝐝𝐫𝐲 𝐬𝐚𝐥𝐥𝐞 𝐭𝐨𝐧𝐠𝐚 𝐥𝐚𝐟𝐚𝐭𝐫𝐚 𝐧𝐚 𝐨𝐥𝐨𝐧𝐚 𝐭𝐨𝐧𝐠𝐚 𝐥𝐚𝐟𝐚𝐭𝐫𝐚 𝐯𝐚𝐨 𝐦𝐚𝐧𝐨𝐦𝐛𝐨𝐤𝐚.
𝐍𝐲 𝐢𝐦𝐩𝐨𝐫𝐭𝐚𝐧𝐭 : 𝐭𝐨𝐧𝐠𝐚 𝐢𝐚𝐧𝐚𝐨, 𝐦𝐢𝐤𝐨𝐭𝐫𝐚𝐧𝐚 𝐢𝐚𝐧𝐚𝐨, 𝐦𝐢𝐯𝐨𝐚𝐭𝐫𝐚 𝐢𝐬𝐚𝐧'𝐚𝐧𝐝𝐫𝐨, 𝐝𝐢𝐚 𝐦𝐨𝐝𝐲 𝐟𝐢𝐞̀𝐫𝐞 𝐝𝐞 𝐬𝐨𝐢 🔥

Eto izahay kifa’s gym hanampy anao handroso amin’ny objectif-nao 💪
🕖 Misokatra Alatsinainy hatramin’ny Sabotsy, 7h–18h.

Aza miandry motivation parfaite. Atomboy fotsiny aloha

28/08/2026

Ambiance mafana be foana ato @ Kifa’s Gym 🔥
Na vao manomboka, na efa pro… misy toerana ho anao foana ato aminay💪❤️

📍Kifa's gym, cite jardin Mahamasina, en face terrain de tennis CFM (Cercle Franco-Malgache) - 1er Etage

21/08/2026

🏋️‍♀️ Sport = fahasalamana ! 💚

Ato amin’ny Kifa’s Gym, tsy manahirana saina isika 😄
Tongava manao sport, mihetsiketsika, manala stress ary mikarakara ny fahasalamana. 💪✨

🔥 Séance : 4 000 Ar
💚 Abonnement : 45 000 Ar / mois
💪 Coaching GRATUIT : 8h–17h
🕖 Salle ouverte : 7h–18h, Alatsinainy–Sabotsy

Photos from Kifa's Gym's post 12/08/2026

Ny fanaovana sport dia tsy resaka bika na performance fotsiny. Fomba iray hitiavana ny tena, hikarakarana ny vatana sy ny saina ary hanomezana fotoana kely ho an’ny tenantsika koa izany. ❤️

Efa misokatra ho an’ny rehetra indray ny Kifa’s Gym Mahamasina. Tongava mikotrana sy mamerina tsikelikely ny énergie ary ny motivation ! 💪

Maman manja kely ô 🤱 : na be aza ny fikarakarana ny zaza sy ny adidy isan’andro, aza hadino fa mendrika ny hokarakaraina koa ianao. Na séance iray monja aza dia afaka manampy hanala stress sy hanatsara ny toe-po. ✨

🔹 Séance : 4 000 Ar
🔹 Abonnement : 45 000 Ar
✅ Maimaim-poana ny coaching

Photos from Kifa's Gym's post 05/08/2026

🏋️ FANAVAOZANA HITA MASO ATO @ KIFA’S GYM ! 😅

Miverina misokatra ny Kifa’s Gym taorian’ny asa fanavaozana naharitra tapa-bolana.

Natao manja kely ny salle @ Zay ianareo mazoto mikotrana ☺️
Tongava indray hanao entraînement amin’ny toerana sy ambiance vaovao Ary e ! 💪

🔹 Séance : 4 000 Ar
🔹 Abonnement : 45 000 Ar
🔹 Horaire: lundi au Samedi, 7h a 18h
✅ Maimaim-poana ny coaching (Lundi au Samedi 8h @ 17h)

15/10/2025

🚩🚩🚩Ny andro mafana no fotoana tsara indrindra hanombohana fanatanjahan-tena.

✨Rehefa mihetsika ny vatanao dia ho hitanao fa mihatsara tsikelikely ny fahasalamanao

✅ Koa aza misalasala manantona anay eto Kifa's Gym fa vonona foana izahay hanome n'y tsara indrindra ho anao :)

03/10/2025

❌❌❌ TSY MISOKATRA NY SALLE RAHAMPITSO SABOTSY 04 OCT ❌❌❌

Photos from Kifa's Gym's post 17/09/2025

Samy manana ny rythme-ny rehefa ato Kifa's Gym . Na débutant(e) ianao na efa avancé(e), isaky ny mivoaka ato aminay ianao dia hitombo hery sy fahatokisa-tena bebe kokoa hatrany 💪✨

🎯Misokatra isan'andro izahay an, du Lundi au samedi, @ 6h30 maraina ka hatr@ 7h hariva.

🎯Cité des Jardins Mahamasina no misy anay, juste apitan'ny terrain de tennis-n'ny CFM (cercle franco-malgache)

27/05/2025

🚩🚩🚩0️⃣3️⃣ taona tsy niova ny tarifs ato Kifa's Gym , fa ny coaching kosa dia mihatsara hatrany..☺️☺️☺️

Photos from Kifa's Gym's post 20/05/2025

❌❌𝐍𝐘 𝐊𝐎𝐓𝐑𝐀𝐍𝐀 𝐓𝐒𝐘 𝐖𝐄𝐑𝐀𝐖𝐄𝐑𝐀❌❌
Ny fitaizana vatana dia mila faharetana sy fihezahana.
✨𝐾𝑒𝑙𝑦 𝑎𝑝𝑖𝑎𝑛𝑎 𝑘𝑒𝑙𝑦 𝑛𝑜 𝑚𝑎𝑛𝑜𝑚𝑒 𝑏𝑒𝑡𝑠𝑎𝑘𝑎, 𝑛𝑦 𝑒𝑧𝑎𝑘𝑎 𝑎𝑡𝑎𝑜𝑛𝑜 𝑖𝑠𝑎𝑛'𝑎𝑛𝑑𝑟𝑜, 𝑒𝑛𝑦 𝑛𝑎 𝑑𝑖𝑎 𝑘𝑒𝑙𝑦 𝑎𝑟𝑦, 𝑑𝑖𝑎 𝑒𝑓𝑎 𝑚𝑎𝑚𝑝𝑎𝑛𝑎𝑘𝑎𝑖𝑛𝑦 𝑎𝑛𝑎𝑜 𝑠𝑎ℎ𝑎𝑑𝑦 @ 𝐼𝑙𝑎𝑦 𝑡𝑎𝑛𝑗𝑜𝑛𝑎 𝑇𝑖𝑎𝑛𝑎 𝑡𝑟𝑎𝑡𝑟𝑎𝑟𝑖𝑛𝑎 🤜🤛

👉𝗖𝗢𝗡𝗦𝗧𝗔𝗡𝗖𝗘 et 👉𝗗𝗜𝗦𝗖𝗜𝗣𝗟𝗜𝗡𝗘, ireo no lalana mitondra any @ 𝐅𝐀𝐇𝐎𝐌𝐁𝐈𝐀𝐙𝐀𝐍𝐀. Aza adino ireo tarigetra ireo ry namana.... Ka na inona hidoana na inona hiatra dia....
🎯🎯🎯 𝑓𝑜𝑐𝑢𝑠 𝑓𝑜𝑎𝑛𝑎 𝑖𝑠𝑖𝑘𝑎 𝑚𝑎𝑘𝑎𝑛𝑦 @ 𝐼𝑙𝑎𝑦 𝐺𝑜𝑎𝑙.

Izahay kosa eto foana, hanampy sy hanohana anao
✅Misokatra isan'andro, Lundi ka hatr@ Samedi, maraina ka hatr@ 7h hariva

🔥🔥🔥KA ANDAO ARY 🔥🔥🔥

Want your business to be the top-listed Gym/sports Facility in Antananarivo?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Telephone

Website

Address


Rue Raharijaona Mahamasina
Antananarivo
101

Opening Hours

Monday 07:00 - 19:00
Tuesday 07:00 - 19:00
Wednesday 07:00 - 19:00
Thursday 07:00 - 19:00
Friday 07:00 - 19:00
Saturday 07:00 - 19:00