Viavy M'saoma Kitra

Viavy M'saoma Kitra

Share

Viavy m'saoma Kitra dia hetsika iray fampandraisana andraikitra ny vehivavy eo amin'ny kitra.

06/09/2023

Fifaninanana baolina kitra vehivavy :)

08/03/2023

Message de Madame le Secrétaire général, en cette journée du 08 Mars 2023!

25/01/2023

Sport féminin

Photos from Viavy M'saoma Kitra's post 09/01/2023



Non transmissible.

Nampahafantarina ireo mpilalao ny fisehon'ny homamiadan'ny nono.
Ny fisorohana tokony atao mba hahasalama tsara ny mpilalao.

Photos from Viavy M'saoma Kitra's post 04/01/2023

Naneho ny tsara indrindra avokoa izy 4 mirahavavy 😉

Photos from Viavy M'saoma Kitra's post 31/12/2022
31/12/2022

Ho anao inona ny nanamarika ny taona 2022? Ho anay, isany nanamarika ny Viavy M'saoma Kitra 2022 i Vivianne, mpiandry harato avy ao amin'ny As3A ambositra.

Nankafizin'ny mpijery ny fomba filalaony.

Photos from Viavy M'saoma Kitra's post 29/12/2022

Tsara ny mampahafantatra antsika ny :
Mpilalao mendrika : Volanjanahary Prisca
Mpilalao nampidim-baolina be indrindra: Ratsirimanana Sarah
Mpiandry harato mendrika : Fanomezana Lova
Izy ireo izay notoloran'ny orinasa Ilo Vatosoa fanomezana.

Nahazo loka manokana ihany koa avy any @ Melvin Adrien kosa ireto mpiandry harato 4 voalohany ireto:
Razanajahary Lydia
Viviane Estelah
Ambinintsoa Sarobidy
Andriamaherisoa Tambiniaina

Fankasitrahana feno:
Viavy M'saoma Kitra
Ilo Vatosoa Analakely
Iravina Club d'Enfants de Madagascar
Ambassade de France à Madagascar
LA MAISON DU SPORT DE MADAGASCAR
Tana Ville Section

Photos from Viavy M'saoma Kitra's post 29/12/2022

Ireo ekipa 6 nanome ny tsara indrindra avy aminy.

Pic by Andrian Njaka Merci

Photos from Viavy M'saoma Kitra's post 29/12/2022

Nandritry ny andro rehetra, tamin'ny fifaninanana Viavy M'saoma Kitra samy nampiseho avokoa ny mpandray rehetra 😊

Want your business to be the top-listed Gym/sports Facility in Antananarivo?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Category

Telephone

Website

Address


Antananarivo