Street Workout Mada

Street Workout Mada

Share

Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Street Workout Mada, Sport & recreation, Antananarivo.

Ici, on transforme la rue en salle de sport. 🏙️🔥
➡️ Entraînements accessibles à tous niveaux
➡️ Partage de techniques, tutos & conseils
➡️ Motivation, discipline & esprit d’équipe

🔥Abonnez-vous pour ne rien rater🔥

14/08/2026

🚨 Miarahaba harivariva!

Araka ny vaovao azo androany dia misy lalao ho an'ny fanatanjahantena hafa ao amin'ny kianja Alarobia ny alahady ho avy izao. Noho izany tsy maintsy ahemotra amin'ny fotoana manaraka ny Rasso Statique izay nokasaina atao amin'io andro io. Ho lazaina eto amin'ny pejy eto ihany ny mombamomba an'izay fa mifampilazà... 🙏

Gorilla Squad MDG Ranto'SW Calisthenic Rianala Workout Andrian Strength Gasy Street Workout Nali hybrid athlète Street BRO Calisthén-IST Emmanuel Acro 614 Streetlifting Mada Toky Dylan Sergio Calis SW BIRA Yachina Haryane Rock SW

05/08/2026

👉 RASSO STATIQUE 👈

Miarahaba antsika mpanaraka ny pejy!

Efa ela izay tsy nisy fiarahana tamin'ny sokajy FIGURE STATIQUE/ISOMETRIQUE ka manasa antsika mpikatroka ho avy amin'ny 16 aogositra ho avy izao, amin'ny 08 ora sasany maraina eny amin'ny Stade Alarobia. Asaina manokana ihany koa ireo vondrona samihafa ao anaty STREET WORKOUT, afaka tonga daholo na ny vao anomboka, na ireo mpiangaly CATEGORIE hafa (S&R, SL, DYNAMIQUE,...), na ho an'izay te ahalala misimisy kokoa. Mifampilaza ary, zarazarao any...

📌Au programme:
_ Partage/workshop
_ Challenge
_ Divers (miscellaneous)

⚠️ Aza adino ny rano
🔊 Ho ento ny maneno

Gorilla Squad MDG, Ranto'SW Calisthenic, Rianala Workout , Andrian Strength, Gasy Street Workout, Nali hybrid athlète, Street BRO, Calisthén-IST, Emmanuel Acro 614, Streetlifting Mada, Toky Dylan, Sergio Calis, SW BIRA, Yachina, Haryane Rock SW

08/05/2026

Mitombo hatrany foana ny mpanao street workout 🔥🔥🔥

Alefa foana zalah 💪🏽💪🏽💪🏽

Calisthén-IST est un club de calisthénie de l’Institut Supérieur d’Antananarivo.
La calisthénie est une discipline de musculation qui utilise le poids du corps comme principale résistance.
L’objectif du club est de développer la force💪 musculaire des étudiants afin d’améliorer leur condition physique et de favoriser une meilleure santé✨. La progression repose sur la discipline⚔️🛡️, la régularité et la constance.
Que vous soyez débutant, intermédiaire ou avancé, le club est ouvert à tous. Nous vous accompagnons et vous guidons afin de vous aider à atteindre vos objectifs🎯 dans ce sport.
Pour toute question ou information, n’hésitez pas à nous demander🤝.

Photos from Gorilla Squad MDG's post 20/04/2026

Go engage with the community ✊

15/04/2026

GG be zalah 🔥
Mahafinaritra be zalah, elah ny elah manomboka mivelatra amin'izay ity sport ity 🥹.

10/04/2026

Salama daholo ! Miomakomana daholo fa hisy competition ho karakaraina ato ato 😁 hoalefa eto foana ny information rehetra 😁

Photos from Gorilla Squad MDG's post 01/03/2026

Efa tena betsaka isika izany 💪🏽💪🏽 alefa foana zalah 🔥🔥🔥

18/02/2026

Kayyyy 🔥🔥😬😬😬

Want your business to be the top-listed Gym/sports Facility in Antananarivo?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Website

Address


Antananarivo