21/08/2026
๐ฅ๐ฒ๐๐ฎ๐ธ๐ฎ ๐๐ฎ๐ฟ๐ ๐ต๐ฎ๐ณ๐ฎ๐ฟ๐ฎ๐ป๐ฎ :
๐ฅ๐ง๐๐ ๐ต๐ถ๐๐ ๐ป๐ ๐ณ๐ฎ๐ป๐ฎ๐ณ๐ฎ๐ฟ๐ฎ๐ป๐ฎ ๐๐ฎ๐ฟ๐ ๐ด๐ฎ๐ฏ๐ผ๐ฟ๐ฎ๐ฟ๐ฎ๐ธ๐ฎ, ๐ต๐ผ๐ ๐ป๐ ๐ ๐ถ๐ป๐ถ๐๐ถ๐๐ฟ๐ฎ ๐๐ฎ๐ถ๐ป๐ด๐ผ๐๐ถ๐ฎ๐ป๐ฎ ๐๐ป๐ฑ๐ฟ๐ถ๐ฎ๐บ๐ฎ๐ฑ๐ถ๐๐ผ๐ป.
๐นNitondra fanazavana momba ilay fampiatoana vonjimaika ny fampiharana haban-tseranana sy ny hetra alaina amin'ny vary hafarana izay tapaka nandritra ny Filankevitry ny Minisitra omaly Alarobia 10 Aogositra 2026, ny eo anivon'ny Minisiteran'ny Varotra sy ny Fanjifana.
๐นMbola tsy ampy hamaliana ny filan'ny mpanjifa malagasy ny voka-bary eto an-toerana, hoy izy ireo. Tsy maintsy tsentsenana amin'ny vary hafarana izay fahabangana izay, indrindra amin'izao fotoana akaiky hidirana amin'ny vanim-potoanan'ny maitso ahitra izao. Nanome toky kosa ny Minisitra tompon'andraikitra fa tsy hisy ny fanafarana vary gaboraraka.
๐นTsy mijery mitanila ny Fitondram-panjakana raha nandray izao fanapahan-kevitra fampiatoana vonjimaika ny hetra amin'ny fanafaram-bary izao, manoloana ny fitarainan'ny mpamboly vary amin'ny fitotonganan'ny vidin'ny vary akotry teo aloha, hoy ny fanazavana.
_____________________
Araho hatrany ny pejintsika, aza hadinoina ny manisy rรฉactions sy mizara ny vaovao.
21/08/2026
20/08/2026