JRFA

JRFA

Share

🔥⚽✨𝕵𝓮𝓾𝓷𝓮𝓼 𝕽𝓮𝓵è𝓿𝓮𝓼 𝕱𝓸𝓸𝓽𝓫𝓪𝓵𝓵𝓮𝓾𝓻𝓼 𝕬𝓷𝓭𝓻𝓪𝓶𝓪𝓼𝓲𝓷𝓪✨⚽🔥
🔥⚽⚽⚽⚽💙⚽💙⚽⚽⚽⚽🔥

05/08/2026

💪💙Ensemble vers une nouvelle aventure 🥰
🙏🏻🤝🏻Une saison de travail, de progrès et de passion commence. ⚽🔥⚡


05/07/2026

💗Nampifandraisin'ny baolina kitra⚽😊

27/06/2026

🏆 Tsy mbola vita ny ady⚽
Raha mbola misy fotoana, mbola misy fanantenana🤗🙏🏻

✨Aza mitsahatra , fa ny ezaka rehetra dia misy valiny💗💙
JRFA

22/06/2026

⚽JRFA ORGANISE TOURNOI DE VACANCES U17 – COUPE ONDRY ⚽

Manasa antsika ekipa rehetra handray anjara amin'ny :Tournoi de Vacances U17 “Coupe Ondry” ny JRFA.

📍 Toerana : Andramasina
💰 Fandraisana anjara : 30.000 Ar isaky ny ekipa
📞 Fisoratana anarana / fanazavana fanampiny : 038 70 572 86

Fara-fisoratana anarana : 05 juillet 2026
Manandratra ny baolina kitra sy ny tanora! 🔥🏆

21/06/2026

✨🔥Mirary fetin’ny ray sambatra ho an’ny ray rehetra, indrindra ihany koa ianareo ato amin'ny ekipa.
💗 Ankoatra ny andraikitrareo ato amin’ny ekipa dia mbola mitondra andraikitra lehibe ao an-tokantrano ianareo.
🥰🥳Koa mankasitraka sy manome voninahitra amin'ny fitiavana, ny ezaka ary ny fahafoizan-tena ho an'ny ekipa🙏🏻💙

✨Ho tahian’Andriamanitra mandrakariva ianareo. 🙏💙

19/06/2026

🏆Aza adino ny fotoanantsika ny alahady izao eny amin'ny CFFA Andoharanofotsy❤💙

Hanohana ireto ankizy sy ankafia lalao baolina kitra isika🥰

Hery lehibe ho anay ny fahatongavanareo🥰💎
Ka andao hifanohana 🙏🏻



17/06/2026

⚽Miezaka isan'andro mba ho tsara noho ny omaly. 🔥💯

⚽Ary raha asiantsika concours de jonglage kely ohatra😁💗que le meilleur gagne??
😂😂

16/06/2026

🏆QUART DE FINAL🏆

⚽ JRFA vs X-MEN
📅 21 Juin 2026
⏰ 08:00 maraina
📍 CFFA Andoharanofotsy

Tsarovy fa hery lehibe ho anay ny fanohananareo🙏🏻🤝🏻

🔥'NDAO HANOHANA JRFA 🔥

06/06/2026

💖✨Betsaka ianareo no manontany hoe mbola mandray mpilalao ve ny JRFA , eny tompoko💙
Mbola mandray gardien de but izahay,⚽

🌸Ireto ny fepetra takiana amin'izany:

✅Mbola tsy anaty club mihintsy🙌🏻
✅Mazoto mikotrana
✅Vonona hiofana sy hivoatra
✅ Manana fahavononana sy fifehezan-tena ✅ Tia miaro ny ekipany eny an-kianja

Toerana ikotranana : bypass✨
❌❗Manasa anao handefa hafatra miafina raha mahaliana anao izany❗♨
Mankasitraka indrindra dia mirary soa😚

01/06/2026

🥰🏆 Ny tanjona dia fandresena, ny lalana dia firaisankina🤝🏻

💪🏻

Want your business to be the top-listed Gym/sports Facility in Antananarivo?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Category

Telephone

Website

Address


Andramasina
Antananarivo