Swimming Pool & Garden

Swimming Pool & Garden

Share

Private swimming pool rental

01/01/2026

๐ŸŽˆ๐ŸŽ†Bonne annรฉe daholo ooo ๐ŸŽˆ๐ŸŽ†

Izahay ato @ Swimming Pool & Garden dia faly miarahaba antsika rehetra nahatratra ity taona vaovao 2026 ity ๐Ÿ˜,
mirary soa sy fanambinana ho anao izahay ary ho tahin' Andriamanitra daholo tompokoooo ๐Ÿ™๐Ÿ‘‹
MITOHY HATRANY NY FETY AN ๐Ÿค—๐ŸŽˆ๐ŸŽŠ

Photos from Swimming Pool & Garden's post 13/10/2025

Efa mafana ny andro ooo!๐ŸŒž๐Ÿ˜Ž
Ndao amin'izay ary eee! Swimming Pool & Gardenrden Garden๐Ÿ‘ˆ misokatra ho antsika rehetra hatrany, ary marihana fa PRIVร‰ ny toerana.

๐Ÿ‘ŒMandray ny รฉvรฉnements rehetra izahay : fitsangatsanganana tsotra, anniversaire ๐ŸŽ‚, fivoriam- pianakaviana ๐ŸŽŠ๐ŸŽ‰, sy ny maro hafa ...

Tarif abordable mety ho an' ny rehetra ๐Ÿฅฐ
SOUS Rร‰SERVATION ny toerana, koa manasa hanao hamandrika toerana dieny mialoha ๐Ÿ˜Š
โ˜Ž๏ธ 034 83 588 75

22/08/2025

Misaotra anareo nisafidy Spg Ivandry ๐Ÿ˜๐Ÿ™
Rideaux & Dรฉco de Rรชve ๐ŸŽ‰ 6ans ๐ŸŽ‰, mirary soa tompoko.

Photos from Swimming Pool & Garden's post 15/03/2024

๐ŸŽŠ๐ŸŽ‰๐Ÿฅณ Mois de mars ๐ŸŽ‰๐ŸŽŠ๐Ÿฅณ
Reunion familiale, anniversaire, sortie entre amie ....
Misokatra ho anareo hatrany izahay ๐Ÿ˜
๐Ÿ‘‰ 7j/7 sous rรฉservation ๐Ÿ‘ˆ
โ˜Ž๏ธ 034 83 588 75

02/01/2024

๐ŸŽŠ๐ŸŽ‰ Swimming Pool and Garden vous souhaite une bonne et heureuse annรฉe ๐ŸŽ‰๐ŸŽŠ

Photos from Swimming Pool & Garden's post 19/10/2023

MAFANA NY ANDRO E ! NDAO AMIN'IZAY HILOMANO ๐ŸŠ๐Ÿ˜Ž๐Ÿ˜

Marihana fa PRIVร‰ hatrany ny toerana.
โ˜Ž๏ธ 034 83 588 75 โ˜Ž๏ธ

Want your business to be the top-listed Gym/sports Facility in Antananarivo?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Telephone

Website

Address


Ambohijatovo/Ivandry
Antananarivo
101