06/04/2026
Betsaka no manontany ahy sur Mp hoe mivarotra proteine ve aho
dia ity indray ary no proposeko anareo efa nodinihiko tsara ny avantageny amin'ny objectif sy ny santé,dispo de suite
Whey protein de NurtureNova: 1kg par boîte,40 portions
be acides aminés essentiels izay ilain'ny vatana isn'andro na ho an'ny fampitomboana nofo ho an'ny prise de masse izany na hitazomana ny nofo tsy hintsana ho an'ireo izay manala tavy(io moa dia miankina ihany koa amin'ny programme nutritionnelle miaraka aminy
protéine de lactosérum no ao anatiny(izany hoe izay manao intolérance au lactose na izay allergique amin'io produits io ihany no tsy mety aminy dia ireo manao insuffisance rénale sévère izay marihiko fa tsy hoe ilay produit no mahatonga insuffisance rénale akory fa ny olona amin'i stade io no mila mihena ny proteine consommena :izany hoe na amin'ny sakafo hoanina aza)
apport vitaminique be sy minéraux ihany koa izy :
vitamine A, D, B1, B2, B6, B12, C) → soutien métabolique
calcium,zinc, magnésium izay tena ilain'ny vatana amin'ny fonction musculaire sy ny hery fiarovana,ny taolana sns
arak'izany dia tsy izay mikotrana ihany no mila azy fa na ireto situations ireto koa ary :
-ny olona izay tsy ampy nofo(manao sarcopenie)
-ny olona en convalescence (AVY narary,voadona ,may iza very proteine be sns)
- ny olona mila mitaiza vatana sy mampihena tavy
- ny olona izay manao allaitement prolongé noho ny ts fahafahana mitsangana sns...
Ireto avy ny goût misy:
MATCHA oui Matcha ,Choco,citron,vanille,banane, fraise.
aza adino fa Sady manao suivis diététiques aho
Misy ihany koa ny collagène marin
ny thé Matcha : latte sy matcha collagène ary ny culinaire dispo de suite hoanareo izay mila surtout ireo dépendant amin'y cafe
mp ary ka sur WhatsApp 0344635501
doc lahatra