π•Ώπ–Šπ–’π–•π–‘π–Š π•Έπ–šπ–˜π–ˆπ–‘π–Š π•Ώπ–˜π–Žπ–’π–‡π–†π–Ÿπ–†π–Ÿπ–†

  • Home
  • Madagascar
  • Antananarivo
  • π•Ώπ–Šπ–’π–•π–‘π–Š π•Έπ–šπ–˜π–ˆπ–‘π–Š π•Ώπ–˜π–Žπ–’π–‡π–†π–Ÿπ–†π–Ÿπ–†

π•Ώπ–Šπ–’π–•π–‘π–Š π•Έπ–šπ–˜π–ˆπ–‘π–Š π•Ώπ–˜π–Žπ–’π–‡π–†π–Ÿπ–†π–Ÿπ–† Salle de sport et de fitness, bien-Γͺtre, musculation, zumba, cours collectifs

23/07/2026

Misokatra mpariva ihany tsika demain.. πŸ€™

24/06/2026

Misokatra tsika demain atr@12h anh πŸ€™ de ndray mihaona fa mba maka aina ho an'ny firenena alo

J-2 Body Perfect Pro 2026Mandray anjara tsika am catΓ©gorie Wellness Pro.Ndao hiaraka any dahalo am alahady hifanohana am...
12/06/2026

J-2 Body Perfect Pro 2026

Mandray anjara tsika am catΓ©gorie Wellness Pro.
Ndao hiaraka any dahalo am alahady hifanohana amty athlète antsika ity.
Sary taloha fa ze te ahita ny sary 2026 dia any ny fotoana.
Rdv Minning Business Center Ivato am alahady

26/05/2026

Misokatra tsika androany sy rahampitso fa tsy hoe tsy niteny omaly de hingitrika eo

13/05/2026

Andro fiakarana demain, aoka mba tsy hiakatra koa ny Poids anareo.

zay fa misokatra radem. ouch πŸ€™

30/04/2026

Misokatra mpariva ihany tsika demain anh πŸ˜‰πŸ€™

❗ REMISE 50%  Abonnement❗ -50% wa ❗ Alefaso ao  ny pronostic REAL MADRID VS BAYERN πŸ‘ TagΓ©o ny akama 3 miaraka  Izay maha...
15/04/2026

❗ REMISE 50% Abonnement❗ -50% wa ❗

Alefaso ao ny pronostic REAL MADRID VS BAYERN πŸ‘

TagΓ©o ny akama 3 miaraka

Izay mahamarina -50% ny abonnement πŸ€™ atr@22h15 tapitra io 🀌

❗❗ ALERTE liquidation ❗ ❗Niaritory nefa resy Barca, ny vokany zao tara handeha hikandra, tara handeha ibΓ΄sy, sy aiza izy...
15/04/2026

❗❗ ALERTE liquidation ❗ ❗

Niaritory nefa resy Barca, ny vokany zao tara handeha hikandra, tara handeha ibôsy, sy aiza izy zany fa aza tara promotion abonnement farany androany alo 🀌

❗ PROMOTION atr@Mercredi fotsiny ❗Tsisy tatawainsa fa aty tsika mi'walawala 🀌 : 39.900ar  : 29.900ar : 5k AprΓ¨s Mercredi...
13/04/2026

❗ PROMOTION atr@Mercredi fotsiny ❗

Tsisy tatawainsa fa aty tsika mi'walawala 🀌

: 39.900ar
: 29.900ar
: 5k

Après Mercredi io 55k sy 45k anh 🫑 efa niteny a zay

06/04/2026

Misokatra be tsika demain anh πŸ€™

Address

61Rue Fernand Kasanga Tsarafaritra Tsimbazaza
Antananarivo
101

Opening Hours

Monday 06:00 - 19:30
Tuesday 06:00 - 19:30
Wednesday 06:00 - 19:30
Thursday 06:00 - 19:30
Friday 06:00 - 19:30
Saturday 06:00 - 14:00

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when π•Ώπ–Šπ–’π–•π–‘π–Š π•Έπ–šπ–˜π–ˆπ–‘π–Š π•Ώπ–˜π–Žπ–’π–‡π–†π–Ÿπ–†π–Ÿπ–† posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share