05/08/2026
Stitch 🩵
Dieny izao d’efa omany ny fasiana badge an’ny ankizy amin’ny fidirana 🥰
Ilaina foana ny porte badge na anasiana carte hakana azy ireny ary dia mba tsy mora simba🥰
Anisany motifs tena tian’ny ankizy be mihitsy iza ireto 🥰
15.000ar/1🩷🩵
• Boutique : Antanimena en face Phoenix🫶🏼
• Service de livraison : à partir de 3.000ar à 6.000ar selon le lieu🫶🏼
05/08/2026
Volleyball 🏐
Iza daholo ny fan Volley? Na koa hoe anatiny club ?🥰
Ity Porte badge ity izao mety be aminareo😁
Sady mafy tsara ary lava tsara ny tadiny😁
13.000ar prix destockage 😍🩷
Tongava message privé raha toa ianareo ka liana ary eh😁🩷
Livraison partout à Madagascar 🩷
Boutique : Antanimena en face Phoenix🫶🏼
04/08/2026
Porte Badge🩷
Motivation et Verset biblique 🩷
Izy roa ireto sisa modèle disponible 🥰
Miaraka amin’ny tadiny lava tsara foana izy anh🥰
15.000ar par pièce🩷
• Boutique : Antanimena en face Phoenix 🌸
• Service de livraison : à partir de 3.000ar à 6.000ar selon le lieu🩷
03/08/2026
Porte Badge 🫶🏼🩷
Ireto Motifs Basket ireto mbola Misy vitsivitsy disponible 🥰
Prix Destockage : 13.000ar🩷
Photo réelle hatrany😁
• Boutique : Antanimena en face Phoenix🌸
• Livraison : à partir de 3.000ar à 6.000ar selon le lieu🌸
31/07/2026
Porte Badge nœud🎀
À seulement 15.000ar🩷
Avec check Badge izy fa tsy cordon🫶🏼
Mety tsara ho anareo manana badge any am-piasana , fianarana, club🫶🏼
3 couleurs aux choix🎀
• Boutique : Antanimena en face Phoenix🫶🏼
• Livraison partout à Madagascar 🇲🇬
31/07/2026
PROMO BEE!!!🥰
2 portes badges 25.000ar au lieu de 30.000ar!!!🩷😍
Aiza indray ny ahita fa araraoty ny offre amizao fin du mois izao eh😁
Teneno ny Binome anareo dia samy mividy irairay avy😍
• Boutique : Ankadifotsy Antanimena 🌸
• Service de livraison : à partir de 3.000ar à 6.000ar selon le lieu🌸
28/07/2026
Vacance ny andro, lasa any Mahajanga ny Admin, ny olona sasany lasa any Toamasina , Tulear, ary enao mba lasa aiza?
Za zao lasa any Antanimena indray rahampitso mandray anareo ao amin’ny Boutique 🫣
_____________
Faly manolotra ny sariny admin sy mini patronne kely aminareo zahay 😁🩷
28/07/2026
Porte badge 🫶🏼🩷
Mbola mitohy hatrany ny prix destockage anh🥰🩷
13.000ar ny iray amin’ireto 🥰🩷
Lava tsara ny tadiny fa aza manahy😁
Adapté amin’ny permis ihany koa😁
• Boutique : Antanimena en face Phoenix🩷
• Livraison : à partir de 3.000ar à 6.000ar selon le lieu🫶🏼🩷
28/07/2026
Porte Badge Stitch💙🩵
Efa tokony hisolo porte badge amin’izay veeee?🫣
À seulement 15.000ar par pièce🥰💙
Lava tsara ny cordon sady adapté amin’ny Badge, permis, sns izy🥰
Stylé sady cute kely ny badge anareo misy amin’ireto😁
Photo réelle daholo 📸
📌 Boutique : Antanimena en face Phoenix🌸
🚴 Service de livraison : à partir de 3.000ar à 6.000ar selon le lieu🩷
🌴 Envoi Province possible
27/07/2026
Porte Badge transparent 🩷🫶🏼
Le porte-badge transparent qu’il vous faut pour protéger vos cartes🩷
À seulement 15.000ar par pièce 🌸
4 coloris disponibles 😁
• Boutique : Antanimena en face Phoenix 🌸
• Service de livraison : à partir de 3.000ar à 6.000ar selon le lieu🩷