30/05/2026
♥️Top zaitra textiles♥️
Manao ny asa rehetra toy ny survêttement, tee shirt,👕mailot de foot ⚽ rugby 🏈basket🏀 volley 🏐, Polo👚casquette🧢
Mandefa any @ faritra ko izahay
☎️0383960919,0342532525
Top zaitra
29/05/2026
SALAMA E👋👋
❌TOP ZAITRA❌🪡 dia atelier manao ny asa rehetra toy ny:
Survêttement, maillot de foot⚽ rugby🏈 volley 🏐basket🏀sns, tee shirt👕polo👚 casquette🧢sns...
Avec ou sans impression
afaka mandefa any @ faritra⛱️
Tel:0383831469 ou MP
PRIX???azo ifampiresahana tsara💭
29/05/2026
TOP ZAITRA ♥️
Salama tompoko , ho atsika fikambanana ,fianarana, fiangonana, mpanao fanatanjantena sns..
Izahay dia manao n'y asa rehetra momban ny survêttement, polo, tee shirt, casquette, maillot....
Ho anareo any @ faritra afaka mandefa colis ko zahay
Tel: 0383831469
12/05/2026
S'il vous plaît Raha maita olo anaty dépression total tsika ry reto miresaha amzareo,asio communication,aza avela irery izy ireo fa tena mahery sarotra toherina ny hadirin'io alaelo io💔💔💔maro loatra olo mamono tena 💔💔💔😭
🙏Andriamanitra ambony ao irery ihany organisateur ny fahavelomana sy fialantsika ety STOP famonoantena please 🙏Sady tsis garanti ny any ankoatra fa eto kosa mbola assuré ny fasambarana sy ny fifalina donc angalao tsirony le MIAINA♥️
11/05/2026
Matetika rehefa nafana be loatra ny nefa lamba nalefaka no nipasohana azy avy eo , na ela niasàna, dia lasa misy lamba may na loto miangona eo aminy… ary mety handoto ny akanjo pasohina rehefa ampiasaina mihitsy ary izy ireny. 😬
Ireto ary misy fikafika telo afaka ampiasainareo hanalàna azy ireny :
🍋 Voasarimakirana : somary hafanaina kely ilay fer à repasser, ary rehefa somary difidify ny hafananana dia kosehina amin'ny silaka voasarimakirana ilay tasy ary kosehina amin'ny lamba mando avy eo
🧴 Vinaigitra fotsy : lemana vinaingitra ny lamba ary kosehina somary mafimafy eo aminy ary averina kosehina amin'ny lamba mando fotsiny avy eo
🪥 Dentifrice : asiana kely fotsiny ilay tasy, kosehina atao boribory, dia diovina amin’ny éponge mando avy eo
Tianao ve ny torohevitra toa izy ity ? Afaka mangataka fikafika ao amin'ny commentaires hatrany ianao ary omenay valiny mahafa-po. 😉