Kianja BAREA Mahamasina

Kianja BAREA Mahamasina "Ny herintsika, ny reharehantsika"
"Un stade, une nation, notre victoire"
"Stronger Together"

Manasa atsika rehetra hitsidika izany ato amin'ny Espace vert an'ny Kianja Barea Mahamasina. 🌳🍃Ho an'isika izay manana f...
01/10/2026

Manasa atsika rehetra hitsidika izany ato amin'ny Espace vert an'ny Kianja Barea Mahamasina. 🌳🍃
Ho an'isika izay manana fikasana hana zavatra eot aminny Espace vert dia manasa atsika hiantso ny laharana : 038 50 881 11 / 038 97 880 32

✨𝐄𝐱𝐩𝐨𝐬𝐢𝐭𝐢𝐨𝐧 𝐝𝐞𝐬 𝟐𝟎 𝐚𝐧𝐬 𝐝𝐮 𝐩𝐫𝐨𝐠𝐫𝐚𝐦𝐦𝐞 𝐂𝐄𝐑𝐄𝐒✨

Au cœur des actions du Programme CERES , il y a des jeunes portés par des rêves et des ambitions, avec l’envie de construire un avenir meilleur et la détermination de s’en donner les moyens, jour après jour.

📸Découvrez leur quotidien au sein des internats à travers les photos prises par Pierrot MEN et Guillaume VINCENS DE TAPOL, actuellement exposées au 𝐣𝐚𝐫𝐝𝐢𝐧 𝐟𝐨𝐨𝐝 𝐜𝐨𝐮𝐫𝐭 𝐝𝐮 𝐊𝐢𝐚𝐧𝐣𝐚 𝐁𝐚𝐫𝐞𝐚 𝐌𝐚𝐡𝐚𝐦𝐚𝐬𝐢𝐧𝐚.

🤝 Merci au Kianja Barea de soutenir ces initiatives et de soutenir les jeunes en accueillant cette exposition.

Entrée Gratuite

📍𝐊𝐢𝐚𝐧𝐣𝐚 𝐁𝐚𝐫𝐞𝐚 𝐌𝐚𝐡𝐚𝐦𝐚𝐬𝐢𝐧𝐚 𝐣𝐮𝐬𝐪𝐮'𝐚𝐮 𝟎𝟑 𝐨𝐜𝐭𝐨𝐛𝐫𝐞 𝟐𝟎𝟐𝟔

Kianja BAREA Mahamasina

🍔 MITADY TOERANA HANAOVANA BUSINESS VE?Mbola misy BOX FOOD COURT vitsivitsy ao amin’ny Barea Food Court  Mahamasina! 🔥Fo...
30/09/2026

🍔 MITADY TOERANA HANAOVANA BUSINESS VE?

Mbola misy BOX FOOD COURT vitsivitsy ao amin’ny Barea Food Court Mahamasina! 🔥

Fotoana izao hanananao ny toeranao manokana hanaovana restauration, snack, fast-food, pâtisserie, boissons na concept hafa. 💼✨

📍 Toerana ao Mahamasina
👥 Toerana misokatra ho an’ny mpitsidika sy mpanjifa
🚀 Fahafahana hampivelatra ny business-nao
🔑 Vitsy sisa ny box!

Aza miandry ho lany vao manapa-kevitra. Ataovy izao ny dingana voalohany amin’ny fananganana na fampivelarana ny business-nao ao amin’ny Barea Food Court.

📞 Contact : 038 50 881 11 / 038 97 880 32

📩 Antsoy na andefaso hafatra miafina izahay raha mila fanazavana fanampiny momba ireo box ireo .

🏢 BOX 14 AMBANY GRADINS AO AMIN’NY KIANJA BAREA MAHAMASINAMitady toerana mety hananganana birao, local professionnel na ...
29/09/2026

🏢 BOX 14 AMBANY GRADINS AO AMIN’NY KIANJA BAREA MAHAMASINA

Mitady toerana mety hananganana birao, local professionnel na business ve ianao?

📍 Box 14 ihany sisa no mbola misy ao amin’ny Kianja Barea Mahamasina.

✨ Azo amboarina araka izay ilainao ireo toerana ireo, ka afaka ampiasaina ho:

🏢 Birao na espace professionnel
🛍️ Local ho an’ny business
💼 Hetsika ara-barotra samihafa

🚗 Tombony lehibe: misy ny Parking Barea, manamora ny fidirana sy ny fahafahan’ny mpanjifa mijanona.

⚠️ 14 BOX sisa no mbola azo raisina!

Vonjivonjeo sao tara, manararaota ny toerana ao amin’ny Kianja Barea Mahamasina.

📞 Raha mila fanazavana sy réservation:
038 50 881 11 / 038 97 880 32

🏢 Misy birao azo hofaina ao amin’ny Kianja Barea Mahamasina!Mitady toerana  hanaovana ny asanao ve ianao? Misy birao mal...
23/09/2026

🏢 Misy birao azo hofaina ao amin’ny Kianja Barea Mahamasina!

Mitady toerana hanaovana ny asanao ve ianao? Misy birao malalaka azo ampiasaina ao amin’ny Kianja Barea Mahamasina, toerana mora idirana sy mety amin’ny asa aman-draharaha rehetra.

Surface de 22m2 à 25 M2

📞 Raha mila fanazavana sy famandrihana :
038 50 881 11 / 038 97 880 32

📍 Kianja Barea Mahamasina – Antananarivo

📍 Kianja Barea MahamasinaNotanterahina tao amin’ny Kianja Barea Mahamasina ny atrikasa fanofanana momba ny Plateforme « ...
22/09/2026

📍 Kianja Barea Mahamasina

Notanterahina tao amin’ny Kianja Barea Mahamasina ny atrikasa fanofanana momba ny Plateforme « Alalana », natokana ho an’ireo Fitaleavam-paritry ny Varotra sy ny Fanjifana (DRCC).

🎯 Tanjona ny hanamafisana ny fahaiza-mampiasa ity sehatra ity amin’ny fanomezana fahazoan-dalana hanondrana vokatra, toy ny lavanila sy jirofo.

🤝 Nandritra ny roa andro, nifampizara fahalalana sy traikefa ireo mpandray anjara, ho fanamorana ny fanondranana sy ny fidirana amin’ny tsena afrikanina.

📞 Ho an’ny famandrihana rehetra ao amin’ny Salle de Conférence an'ny Kianja Barea Mahamasina, antsoy ireto laharana ireto :
038 50 881 11 / 038 97 880 32

⚽ NY KIANJANTSIKA, , NY FILAOVAN-TSIKA !Mitady toerana hikotranana, hilalaovana na  hanaovana tournoi ve ianao?Misokatra...
22/09/2026

⚽ NY KIANJANTSIKA, , NY FILAOVAN-TSIKA !

Mitady toerana hikotranana, hilalaovana na hanaovana tournoi ve ianao?

Misokatra ho anareo ny Kianja Barea Mahamasina! 🏟️🔥

✅ Kianja mety amin’ny fikotranana
✅ Mety amin’ny lalao sy tournoi
✅ Ho an’ny klioba, sekoly, fikambanana ary olon-tsotra

📞 Raha hamandrika na mila fanazavana :
038 50 881 11 / 038 97 880 32

Kianja Barea Mahamasina — Aoka hiaina ny fanatanjahantena! ⚽🔥

🎉Mikarakara hetsika ve ianao? Azo hofaina ho an'ireo hetsika isan-karazany, Esplanade Sud ary Esplanade Nord ato amin'ny...
21/09/2026

🎉Mikarakara hetsika ve ianao?

Azo hofaina ho an'ireo hetsika isan-karazany, Esplanade Sud ary Esplanade Nord ato amin'ny Kianja Barea Mahamasina.

⚠️Efa voafetra ny toerana mbola azo ampiasaina amin'ity taona 2026 ity! Raha manana hetsika kasiana hatao amin'ity taona ity ianao, aza miandry ela fa manantona anay.

📅Ary raha efa manomana hetsika ho an'ny taona 2027 ianao dia afaka miomana mialoha sy mamandrika ny toerana .

📞Antsoy izahay raha mila fanazavana fanampiny ianao amin'ny laharana 034 50 881 11
034 97 880 32

BOX COMMERCIAUX SOUS-GRADINS !! ⏳ ARARAOTY : vitsy sisa ny Box mbola azo alaina !👉 Aza miandry ela, fandriho dieny izao ...
19/09/2026

BOX COMMERCIAUX SOUS-GRADINS !!

⏳ ARARAOTY : vitsy sisa ny Box mbola azo alaina !
👉 Aza miandry ela, fandriho dieny izao ny Box-nao.

📞 Ho an’ny fampahalalana sy famandrihana : 038 50 881 11 / 038 97 880 32

🔥 Miandry anao ny Box-nao… fa mety ho lany tsy ho ela !

17/09/2026
FIFANINANANA TETIKASA Fiaraha-miasa amin’ny Solidarité des Élèves Ingénieurs en Génie Chimique de Madagascar Lohahevitra...
17/09/2026

FIFANINANANA TETIKASA

Fiaraha-miasa amin’ny Solidarité des Élèves Ingénieurs en Génie Chimique de Madagascar
Lohahevitra:
🧪 « L’innovation au Génie des Procédés Chimiques au service de la création d’emploi verts »

📍 Toerana : Salle de conférence Kianja Barea Mahamasina

👉 Aza misalasala mifandray aminay !
Na inona na inona karazana tetikasa anananareo, na hetsika, fihaonam-be, fampirantiana na tetikasa hafa dia vonona izahay handray sy hiara-hiasa aminareo. 🤝

Laharana: 034 50 881 11
034 97 880 32

Address

Antananarivo
101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Kianja BAREA Mahamasina posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share