28/08/2026
Vendredayyyy🖤❤️🔥
La promotion continue chez FITNICE, profitez du tarif "abonnement et réabonnement mensuel" à seulement 100.000ar au lieu de 150.000Ar 🥰 🎊 Offre valable jusqu'à demain 29 Août😘
27/08/2026
Ny coach moa izany de efa tsy miteny intsony😔😂
Aza adino fa misy ny "promotion abonnement & réabonnement" manomboka androany hatramin'ny sabotsy izao😉😘
26/08/2026
Iza moa ilay nanontany promotion ?🥰 Ity ilay izy😘🫶🏾
Lasa 100.000ar ny "abonnement & réabonnement" raha tokony ho 150.000Ar 🥳🎊
Manankery manomboka ny 27 hatramin'ny 29 aogositra io tolotra io😘
25/08/2026
Fa maninona izany rehefa le fitaratra ao no jerena de Bokona be fa rehefa le any antrano de pokona pe ?🙄
24/08/2026
Les excuses ne brûlent pas de calories😉🔥 Excellente semaine à tous😘🫶🏾
22/08/2026
Amin'ny Alatsinainy tena amin'ny Alatsinainy aho hikotrana be amzay de forme be manao taom-baovao 2027😌😌
21/08/2026
Miala tsiny fa mbola variana nisakafo ny admin de tsy nahavita nanao pub tamin'ny maraina🤭😂😂
Cheat day by the morning team🥰😂
Samia mijery dossier aloha🤭
Mankasitraka be dia be antsika rehetra 🥹💓 Izayyyy aloha fa mikotrana daholo amin'izay😂😘
20/08/2026
Mafy anie izany hoe ianao tia ho "forme" be miaraka amin'ny kibo fisaka nefa "composé" fona no mba tsaroan'ny vavanao e😔😔
19/08/2026
Gym girls❤️🔥🥰
Toi et ta copine là, vous êtesoù?😏😝
18/08/2026
Miarahaba eeeh👋🏼 Anio isika dia hanandrana lohahevitra hafa kely 🤩
Alefaso anaty "commentaire" izay fanontaniana manitikitika anao manodidina ny kotrana, na koa fizarana💪🏽🥰 Izay afaka mamaly ny fanontaniana dia omena sehatra malalaka, ny fizarana kosa mety ahasoa ny hafa👌🏽😇