Tänorâ Soa

Tänorâ Soa

Share

Ohabolana 16:3
''Ankino amin'i Jehovah ny asanao,Dia ho lavorary izay kasainao''

11/08/2026

🎀🎀TONGAVA MARO eny amin'ny HETSIKA RODORODON'NY TANTSAHA AO AMIN'NY KIANJA MAKI ANDOHATAPENAKA
ny 19/20/21/22/23 AOÛT 2026 izao 🎀🎀
STANDE N°183

FIHENAM-BIDY 8000AR AVOKOA NA MAKA 1 AZA.🎁🎁🎁

‎🧹 KIFAFA TOUT-TERRAIN
‎– kifafa matanjaka sy maharitra. Promotion à 8000ar

‎🥬 Anandrano avy any Analavory
‎– vao notazana, 3.000 Ar/kg.

‎🥥 Bobons Coco Tsaratsiro
‎– mamy sy tsy hohadinoina!

Miandry anao izahay! 🇲🇬🌱

‎TONGAVA MARO FA MIANDRY ANAO NY EKIPA MANONTOLO HANOME FAHAFAHAMPO HO ANAO ♥️🎊

‎NB: Misy foana ny fandraisana commande sy ny fanaovana livraison ho an'ireo tsy afaka mitsidika eny an-toerana

‎🚛 Manao livraison any amin'ny faritra
‎🏫 Andoharanofotsy
‎☎️ +261347759060







05/08/2026

Fiermada 27eme Édition

03/08/2026

🎀🎀TONGAVA MARO eny amin'ny FOIRE FIERMADA ANDOHATAPENAKA
ny 5️⃣ 6️⃣ 7️⃣ 8️⃣ 9️⃣ AOÛT 2026 izao 🎀🎀
STANDE N°32

FIHENAM-BIDY 8000AR AVOKOA NA MAKA 1 AZA.🎁🎁🎁

‎🧹 KIFAFA TOUT-TERRAIN
‎– kifafa matanjaka sy maharitra. Promotion à 8000ar

‎🥬 Anandrano avy any Analavory
‎– vao notazana, 3.000 Ar/kg.

‎🥥 Bobons Coco Tsaratsiro
‎– mamy sy no tsy hohadinoina! Miandry anao izahay! 🇲🇬🌱

‎TONGAVA MARO FA MIANDRY ANAO NY EKIPA MANONTOLO HANOME FAHAFAHAMPO HO ANAO ♥️🎊

‎NB: Misy foana ny fandraisana commande sy ny fanaovana livraison ho an'ireo tsy afaka mitsidika eny an-toerana

‎🚛 Manao livraison any amin'ny faritra
‎🏫 Andoharanofotsy
‎☎️ +261347759060







30/07/2026

‎📢 🎆🎇
‎ ‼️

‎ ,

‎5️⃣ 6️⃣ 7️⃣ 8️⃣ 9️⃣ . 🇲🇬

‎Ho hitanao ao amin'ny mandritra ny hetsika ✨

‎🧹 KIFAFA TOUT-TERRAIN
‎– kifafa matanjaka sy maharitra. Promotion à 8000ar

‎🥬 Anandrano avy any Analavory
‎– vao notazana, 3.000 Ar/kg.

‎🥥 Bobons Coco Tsaratsiro
‎– mamy sy no tsy hohadinoina! Miandry anao izahay! 🇲🇬🌱

‎TONGAVA MARO FA MIANDRY ANAO NY EKIPA MANONTOLO HANOME FAHAFAHAMPO HO ANAO ♥️🎊

‎NB: Misy foana ny fandraisana commande sy ny fanaovana livraison ho an'ireo tsy afaka mitsidika eny an-toerana

‎🚛 Manao livraison any amin'ny faritra
‎🏫 Andoharanofotsy
‎☎️ +261347759060





‎ *4

Photos from Tänorâ Soa's post 09/06/2026

🇲🇬FIHENAM-BIDIN'NY ASARAMANITRA 🇲🇬


📢📢‎KIFAFA VITA MALAGASY, VITA AMIN'NY TAVOAHANGY PLASTIKA 📢📢

‎❌Aza tara fa mandritra ity volana JIONA 2026 ity dia raha maka kifafa 5 ianao dia 8000ar ny 1, ary ho an'ireo mividy rehetra dia mahazo cadeaux Porte clé ''kifafa tout-terrain '' iray.❌

‎TONGAVA MAKA NY ANJARANAO‼️♥️

‎MAKA KIFAFA 5 = 8000AR ny IRAY

‎MIVIDY KIFAFA = MAHAZO CADEAU PORTE CLÉ IRAY(1)

‎Vidin'ny kifafa 1: 9000ar
‎Vidin'ny kifafa Maka 10: 7000ar

‎FETY MADIO❗ 🧹🧹🧹
LAVITRY NY LOTO🌸🪷💮
‎MIARAKA AMIN'NY '' KIFAFA TOUT-TERRAIN ''



‎🚚Manao livraison sy Mandefa any amin'ny faritra
‎🏫Lieu : Andoharanofotsy
‎☎️Contact : 034 77 590 60











08/06/2026

✨ Ny fahalalana no fanalahidin’ny hoavy. 🔑📚

🎓 Vonona hanorina ny hoavinao ve ianao ?

Tonga ny fotoana hisafidianana fianarana manokatra varavarana ho amin’ny fahombiazana!

📢 MISOKATRA NY FISORATANA ANARANA 2026-2027 !

Misorata anarana ao amin’ny Lycée Scientifique et Technique de Bevalala (LSTB) ho an’ny taom-pianarana 2026-2027.

🔹 Collège Scientifique Spécial de Bevalala
🔹 Lycée Scientifique et Technique de Bevalala
🔹 Fianarana manara-penitra
🔹 Fanomanana ho amin’ny BAC, BEP ary ny fianarana ambony
🔹 Misokatra ho an’ny zazalahy sy zazavavy

📅 Aza tara amin’ny daty voafaritra !

🤝 Mifampilàza fa misokatra ny fisoratana anarana ! Zarao mba hahatratra ireo ray aman-dreny sy tanora liana amin’ny fianarana siantifika sy teknika.

📍 Bevalala

25/05/2026
Photos from Tänorâ Soa's post 25/05/2026

❤️‍🔥 KIFAFA TOUT-TERRAIN – MAFY, MATEZA, VITA MALAGASY 🇲🇬 ❤️‍🔥

🧹 Vita amin’ny tavoahangy plastika recyclage sy tahony hazo kininina mafy.

✅ Amafàna trano, tokontany, goudron, béton, pavé, gazon, tapis, fotaka ary canal

✅ Mahazaka rano, azo sasana

💰 Vidiny :
🛒 Détail : 9 000 Ar
📦 Gros : 7 000 Ar (+10 balais)
✨ Efa maro no afa-po tamin’ny kalitao!
👉 Andramo ka tohano ny vita malagasy 🇲🇬

🚛 Manao livraison manerana ny faritra
☎️ Contact : 034 77 590 60 / 032 95 248 95


Photos from Tänorâ Soa's post 06/05/2026

Tsy mitsahatra ny mamaly ny hetahetanareo mpanjifa sy manome fahafahampo anareo izahay sady miezaka manakaiky anareo hatrany amin'ny fampitomboana ireo points de vente ❤️‍🔥❤️.
‎Tonga indray ny,''KIFAFA TOUT-TERRAIN '' amin'ny tahony vaovao,mafy, matanjaka sy tsy misy tonony ary vita amin'ny hazo kininina

‎Ny "KIFAFA TOUT-TERRAIN" moa izay efa haintsika fa:

‎👉 Vita plastika
‎👉 Azo amafàna ny fako ao an-trano, tokontany, goudron, beton, pavé, gazon, fasika tapis, moquette ...
‎👉 Azo amafana tranom-biby fiompy, fotaka,canal...
‎👉 Mahazaka rano, azo sasana tsara
‎💪MAFY sy MATEZA amataonany

‎👉Vidiny : détail,9000ar
‎ Gros,7000ar (à partir de 10 balais)


‎Maro ireo efa nanjifa no afa-po, koa manasa anao koa hampiasa sy hanjifa ny vita malagasy 🇲🇬 🇲🇬 🇲🇬


‎Ireto avy ny toerana ahitana ny "KIFAFA TOUT-TERRAIN"

‎🧹Andoharanofotsy : 0347759060/0329524895

‎🧹ANDOHALO : LAPASOA (zaridaina andohalo eo amin'ny PMU) : 0344810203 / 0346845688

‎🧹 Analakely:
‎Tana meuble Analakely. Box 101. Ambadiky ny pavillon. Akaikin ny mpivarotra tavoahangy
‎Tel:0320778711.

‎🧹ANTSAKAVIRO : Entreprise Soa
‎ Tel:0340992270

‎🧹Ankazotokana ambony : boutique OrE, Lalana Razafimahefa Ankazotokana Ambony, Lot VR 6 Bis
‎Tél : 034 11 075 87.

‎🧹Ankadikely Ilafy: 034 06 035 89,
‎Près Paris Brest, 1ère étage TELMA SHOP

‎🧹 Ambohimangakely :Ny Nosy Market
‎ tel :0320778711

‎🧹 Ankandimbaoka : QUINCAILLERIE. SANDY Tel:0344149623

‎🧹ANTSIRABE :

‎*Green Park tsarasaotra
‎Tel: +261345524529

‎*EST Gare/Mandikanamana
‎akaiky ny " quincaillerie soa prix" akaiky ny hôtel Prisme
‎Tel:0340772150

‎*Tsenan vakinankaratra Face Jovena Vatofotsy Antsirabe
‎Tel:+261340212924

‎🧹TOAMASINA

‎*Bazar kely (anaty tsena @ lalany manasaraka ny tsena ambony sy ambany oe juste en face wc public)
‎Contact :034 15 450 58

‎🧹FORT-DAUPHINS
‎Tranombarotra Toky Ampamakiambato en face Hôtel Victoria akaikin'ny Toby Nenilava tel 0345762070

‎🧹SAMBAVA : +261 32 16 231 93 .
‎Boutique I.Mahasoa Analamandrorofo box taloha.

‎🧹PORT-BERGER :+261341791728

‎🧹 Tuléar : 034 46 807 61



‎🚛Manao livraison ary mandefa any @ faritra.
‎🏠Récupération :Andoharanofotsy
‎☎️Contact :0347759060/ 0329524895











Want your business to be the top-listed Gym/sports Facility in Andoharanofotsy?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Telephone

Website

Address


Antananarivo
Andoharanofotsy