14/06/2026
ITASY RUGBY β TILAPIA CHAMPIONSHIP 2026 π
π₯ RΓSULTAT DE MATCH π₯
β
3FM Ambohidratrimo 26 β 20 CPI Isotry
π Tafita amin'ny 1/2 de Finale ny 3FM Ambohidratrimo!
π Mankasitraka ireo mpilalao, staff ary mpanohana rehetra.
ππ₯ππ€
13/06/2026
πITASY RUGBY
TILAPIA CHAMPIONSHIP
π₯ 1/4 DE FINALE
π
Alahady 14 Jona 2026
π Kianja MALACAM Antanimena
πͺ Vonona tanteraka ny 3FM Ambohidratrimo hiatrika ny dingana manaraka.
π₯ Tanjona: Fandresena sy fandrosoana
π Manasa ny mpankafy rehetra hanohana ππ²π¬
26/05/2026
π ITASY RUGBY π
π΅π’ TILAPIA CHAMPIONSHIP 2026
π RΓSULTAT DE MATCH
3FM AMBOHIDRATRIMO π§πͺ 13
COA AMBANIDIA π§π 6
π Victoire de 3FM Ambohidratrimo
Miarahaba ny mpilalao, staff ary ny mpanohana rehetra ππͺ
17/05/2026
ππ₯ TILAPIA CHAMPIONSHIP 2026
Fandresena ho anβny 3FM Ambohidratrimo taminβny isa 17 - 15 izy ireo teny Ambony Atsimo Imerintsiatosika.
14/05/2026
ππ₯ ITASY RUGBY β TILAPIA CHAMPIONSHIP 2026 π₯π
π
Alahady 17 May 2026
π Kianja Ambony Atsimo, Imerintsiatosika
βοΈ 3FM Ambohidratrimo πβοΈ TMAA Ankorondrano Atsinanana
25/12/2025
Izahay ato 3FM Club de Rugby Ambohidratrimo dia Mirary fety ny Krismasy sambatra ho antsika rehetra β€οΈ
Ny fahasohanavan'i Tompo anie hanazava sy hitahy ny ankohonan'tsika rehetra ππ»π
π²πβ€οΈ
3FM Club de Rugby Ambohidratrimo
19/12/2025
!π₯³π₯³ Nous souhaitons un π±πππππ π¨πππππππππππ
Γ notre Ailier "Michelah"
π₯santΓ© et bonheurπΎ
πβ€οΈ
πΎπ
28/11/2025
!π₯³π₯³ Nous souhaitons un π±πππππ π¨πππππππππππ
Γ notre Ailier "Vonjy"
π₯santΓ© et bonheurπΎ
πβ€οΈ
πΎπ
26/11/2025
!π₯³π₯³ Nous souhaitons un π±πππππ π¨πππππππππππ
Γ notre 3 Γ¨me ligne centre "Kapy tsilavina"
π₯santΓ© et bonheurπΎ
πβ€οΈ
23/11/2025
Faly Miarahaba anao izahay ato 3FM Club de Rugby Ambohidratrimo @ izao fitsingerenan'i taona nahaterahinao izao "patrick" Izy mo dia hanisany membre du staff ato am 3FM no sady efa mpilalao ihany koaπβ€οΈπ€
Mirary soa sy ny tsara ho anao hatrany izahayππΏ
π€β€οΈπ
π€β€οΈπ