17/08/2026
Vita soa aman-tsara ny Championnat Régional Vakinankaratra izay natao teto Ambatolampy.
Tsara ny vokatra hoantsika teto an-toerana🏆
Nahazo ny laharana Voalohany teo amin'ny sokajy DOUBLE HOMME🥇🥇 sy MIXTE🥇🥇 raha toa ka laharana Faharoa teo amin'ny sokajy SINGLE nanoloana ny Ekipa BIRA TEQ
16/08/2026
🚨Championnat régional Vakinankaratra,
Rapitso no hanatanterahana ny Final sy hanolorana ny amboara rehetra🏆🥇🥈🥉
BIRA TEQ vs 104 TEAM TEQ
Manomboka amin'ny 8ora maraina
08/08/2026
🚨 J-8 Championnat Régional Vakinankaratra
03/07/2026
🙏🏻Fanazara-tena anio Zoma 03 jolay 2026👊🏻
28/06/2026
‼🔥Raikitra indray ny Championnat regional izay atao eto Ambatolampy.Izay ahitana ny ekipa rehetra manerana ny Ligue Vakinankaratra.🇲🇬
26/06/2026
🇲🇬Sary nandritra ny andro faharoa tamin'ny Tournoi Teqball 1er Edition
Tratry ny Asaramanitra daholo.
Mirary fety Sambatra 🇲🇬
24/06/2026
⚽ Sary vitsivitsy nanamarika ny andro voalohany tamin'ny
Rahampitso kosa ny Demi-final sy final.🔥