Club Karate Kokaju

Club Karate Kokaju

Share

Le karaté commence par la courtoisie et se termine par la courtoisie 🥋🙏

28/08/2026

Miharahaba antsika rehetra .
Misy kotrana ihany isika Club Karate Kokaju Ambanidia rahampitso nohon’ny fihemboranan’ny date championnat izay tokony ho atao ny sabotsy hoavy izao. 🙏🥋

26/08/2026

Vita ny kotrana, dia manalazy kely ny ankizy .🤭
Ny karaté tsy fanatanjahantena ihany, fa fiainana ❤️

Photos from Club Karate Kokaju's post 24/08/2026

👏🎉 Arahabaina izy dimy mianadahy fa afaka BACC soa aman-tsara 🎓

Porofon’ny faharetana sy ny fikirizana izao . Azo atao tsara ny mampifandanja ny fianarana sy ny karaté 🥋📚. Dingana iray ihany izao, fa mbola maro ny lalana miandry anareo. Tohizo hatrany ny ezaka, aza kivy ary minoa ny tenanareo! 🔥

Bravo Kokaju 100% bacclaureat 2026 ❤️

Bravo les champions Njara Rkt Malalaniaina Andhy Kanto Andriarisoa Mihajafitiavana Razakasoavina Antonio Rũdì 👏

Photos from Club Karate Kokaju's post 18/08/2026

Happy Birthday Tolotra 🎂
Mirary soa ho anao ny Club Karate Kokaju . Ho ela velona 🙏

11/08/2026

Après des combats intenses, nos Kokaju Girls trouvent encore l’énergie de danser pour célébrer cette belle victoire 💃🥋
Un moment de joie qu’on ne peut pas oublier ! 🔥

10/08/2026

Malalaniaina Andhy en action ce vendredi dernier 🔥
Alefa Club Karate Kokaju 🥋🙏

Photos from Club Karate Kokaju's post 09/08/2026

🏆 KOKAJU AMBANIDIA, UNE FOIS DE PLUS, MEILLEUR CLUB DU TOURNOI !

🔥20 COMBATTANTS — 20 MÉDAILLES ! 🔥
🥇 12 MÉDAILLES D’OR
FY NY HAVANA • FY TIA • STEVEN • TAMBY • MIKALO • TENDRY • TIAVINA • PRINCIA • ANDHY • MIANGALY • KANTO • HASMINAH

🥈 6 MÉDAILLES D’ARGENT
ONJA • NA TEO • TSIKY • KELLY • FY NY HAVANA • TO • PATRICK

🥉 2 MÉDAILLES DE BRONZE
VALERIE • KIMMY

Un résultat qui témoigne du travail, de la régularité et de l’esprit d’équipe qui nous animent.
Bravo à tous nos combattants, aux coachs et à toute la famille Club Karate Kokaju Ambanidia !

Want your business to be the top-listed Gym/sports Facility in Ambanidia?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Telephone

Website

Address


Ambanidia
101