Fitbox

Fitbox

Share

Nous sommes une salle de remise en forme équipée d'un espace de renforcements.

Ouvert de 6h00 à 20h00 du lundi au samedi
Tu y trouveras tous les équipements nécessaires pour des séances réussies!

21/08/2026

--- Natao ho antsika izay mbola sahirana mitady ny misy ny FITBOX!
'ndao amin'izay ary hikotrana

Tana-waterfront - Ambodivona
☎️038 81 030 48

20/08/2026

--- Anisany exercices mafimafy rehefa mikotrana fa betsaka kosa nefa ny tombontsoa azo avy aminy:

✅Manatsara ny équilibre sy ny stabilité

✅ Manampy amin'ny fanatsarana ny performance sportive.

✅ Mampitombo ny mobilité sy ny souplesse

✅ Manokatra ny andilana (hanches) sy manatsara ny amplitude de mouvement.

✅ Mampihena ny loza mety hahazo ny lamosina.

✅ Mandoro kaloria betsaka
Fanazaran-tena polyarticulaire izy ka mandany angovo be ary manampy amin'ny fampihenana lanja.

Firy no vitanao?

Débutant: 8-12 répétitions isaky ny tongotra × 3 séries
Intermédiaire: 12-15 répétitions × 3-4 séries
Avancé: 15-20 répétitions na miaraka amin'ny charge mavesatra.

FITBOX, antoka ho an'ny fanatsaràna n'y vatanao
☎️038 81 030 48

Gracia Diane

19/08/2026

1️⃣ Manome énergie maharitra ⚡
Ny Flocons d’Avoine dia manankarena glucides complexes, ka manampy manome hery maharitra mandritra ny tontolo andronao sy ny kotrana ataonao.

2️⃣ Manampy amin’ny fananganana hozatra 💪
Misy protéines ao aminy, ary amin’ny fifehezana ny grignotage sy ny apport calorique.

4️⃣ Manampy amin’ny récupération 🔋
Aorian’ny entraînement, ny glucides ao amin’ny avoine dia manampy amin’ny famerenana ny glycogène lany nandritra ny effort.

5️⃣ Manankarena nutriments 🌾
Ahitana fibres, magnésium, fer ary vitamines B izy, izay mandray anjara amin’ny fiasan’ny vatana sy ny production d’énergie.

--- FITBOX, manome ny soa sy ny tsara indrindra hatrany ho anao.
Tana-waterfront - Ambodivona
☎️038 81 030 48

18/08/2026

--- Alefa Valisoa!!! ... ary ianao rahoviana!?
📍'ndao hikotrana fa aza mangatak'andro intsony!
FITBOX, Tana-waterfront - Ambodivona
☎️038 81 030 48

valisoa.regardelemonde

17/08/2026

--- Votre objectif mérite le meilleur environnement pour réussir. 💪
🏋️‍♂️ Salle équipée • Coachs certifiés • Wifi • Do**he chaude • Parking

📍 Tana-Waterfront – Ambodivona
📞 038 81 030 48

FITBOX — YOU CAN CHANGE YOUR LIFE!

15/08/2026

--- Ton objectif n’attend pas !
FITBOX est ouverte aujourd’hui de 06H00 à 20H00. 💪
Viens te dépasser !

Tana-waterfront - Ambodivona
☎️038 81 030 48

14/08/2026

--- Ireto misy antony 3 lehibe mety mahatonga izany:
• Tsy mifanaraka amin'ny objectif ny kotrana atao.
• Tsy voafehy ny resaka alimentation
• Tsy ampy ny régularité sy ny récupération

Te hahita fiovana marina ve? Tongava mikotrana ety amin'ny FITBOX.
Tana-waterfront - Ambodivona
☎️038 81 030 48

13/08/2026

--- Rehefa tena tafalatsaka ao anaty kotrana iny!!!
FITBOX, Tana-waterfront - Ambodivona
☎️038 81 030 48

12/08/2026

--- Raha manao ity exercice ity ianao dia mandoro calories ary manampy betsaka amin'ny perte de poids!!! ... BATTLE ROPE.

FITBOX, tsy toerana fikotranana fotsiny fa manampy be anao hahatratra ny tanjona!🔥

Tana-waterfront - Ambodivona
☎️038 81 030 48

11/08/2026

--- Découvrez MinciNov pour accompagner l’élimination rénale de l’eau et votre routine bien-être.

👉 Votre allié pour vous sentir plus légère au quotidien !

Disponible chez FITBOX
Tana-waterfront - Ambodivona
☎️038 81 030 48

valisoa.regardelemonde

d'eau

Want your business to be the top-listed Gym/sports Facility in Alasora?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Telephone

Website

Address


Tana Waterfront
Alasora

Opening Hours

Monday 06:00 - 20:00
Tuesday 06:00 - 20:00
Wednesday 06:00 - 20:00
Thursday 06:00 - 20:00
Friday 06:00 - 17:00
Saturday 06:00 - 17:00