Pastor Frank Ramiandrasoa

Pastor Frank Ramiandrasoa

Share

"Raising Kings and Queens"

19/08/2026

‼️‼️VAOVAO FARANY!!!

💥Manomboka mamokatra fiara electrique ny Loveworld Nation - Pastor Chris Oyakhilome, izay Rainay ara-panahy.

🗣Ary nambarany fa ho rakotra an'ireo fiara ireo izao tontolo izao.

💯I Papa Chris no anisan'ny tena mitory mikasika ny fiakaran'ny fiangonana ho akaiky dia akaiky fa tsy miandry fotsiny izy fa mitady ny fomba rehetra hanehoana fa izao no fotoanan'ny fiangonana ary ilay asan'ny fara-orana izay miasa na @ asa fanompoana na @ lafiny hafa ny fiainan'ny mponin'ny Ziona.

✅️Zaraiko izao mba hahatonga saina anao koa fa tsy variana manao routine mpiainana tahaka izao tontolo izao fa misaina fampandrosoana mandrapahatongan'ny fiakaran'ny fiangonana.




https://www.facebook.com/share/v/1EnpXhpnTB/?mibextid=oFDknk

17/08/2026

🙂Namindra données avy @ telephone mankany any @ laptop za dia hahita ireto sary sy video ireto.

🥰Voakasika ny foko ary nisaotra an'Andriamanitra manome mpiara-miasa manohana @ fitoriana sy fampidirina ny olona ao @ fanjakan'Andriamanitra manohy ny nataon'i Jesosy.

🙏Hanompo anao foana izahay Jesosy h@ fihavianao hitsena anay @ fiakarab'ny Fiangonana

🙏Misaotra mandrakariva @ fahafahana ho velona hanompo anao.


15/08/2026

🕰J-1 ANDRON'NY ANKOHONANA

📌FGMC ALASORA AGAPE

✅️Te hiara-hankasitraka an'Andriamanitra noho ny 7 volana lasa sy hiara-hivavaka ho an'ny 5 vokana lasa ve ianareo mianakavy?

💯Tongava eny @ DIPLOMAT CENTER ALASORA manomboka @ 10h ny fotoana.

‼️Mitondrà namana sy havana.

❤️Hisy ny sakafo sy fankalazana Anniversaire n ireo izay teraka t@ Jolay sy Aout 2026 aorian'ny fivoriambavaka maraina.

🎁Tsisy fandraisana anjara fa mila manao tsara tarehy sy bika fotsiny!



12/08/2026

👨‍👩‍👧‍👦ANDRON'NY ANKOHONANA - FGMC ALASORA
📅ALAHADY 16 AOGOSITRA 2026

❓️❓️Inona no miseho mandritra ny Andron'ny ANKOHONANA?

➡️Mitondra ny olona manodidina azy ireo tenan'i Kristy: Ray, Reny, Nenitoa, Dadatoa, Mpiray tampoa, Cousins, Cousines, Zafikely.....
➡️Miara midera sy manome voninahitra an'Andriamanitra
➡️Mandray fampianarana misimisy kokoa mikasika ny filazantsaran'ny fanjakan'Andriamanitra izay notorian'i Jesosy
➡️Miara-mivavaka ho an'ny fahombiazana ho avy @ lafimpiainana rehetra (ara-pitiavana, ara-bola, ara-pandraharahana....)
➡️Miara-misakafo sy mifaly

🎊Fotoana iray hitomboan'ny ankohonana tsirairay FAHASOAVANA, FITIAVANA❤️, FITAHIANA....


Photos from Pastor Frank Ramiandrasoa 's post 11/08/2026

💯TENA MBA ANISAN'NY TENY TIAKO INDRINDRA ANATY BAIBOLY ITY AO @ 📖LIOKA 10:19 ITY.

‼️Hafatra ho an'izay rehetra nandray an'i Jesosy io ary tokony hanova tanteraka mihintsy ny fahitan'ny kristiana tsirairay ny position misy azy manolona an'i Satana sy ireo tsindry ataon'izao tontolo izao.

👉Niniako natao "capture d'ecran" mihintsy mba tsy hisy hanao hoe izaho no nanao fandikana diso.

‼️Anao sisa ny safidy.

✅️ANJARANAO NO MANAO ACTION

PS : Ny ahy aloha dia lay hoe "ecraser" no tiako indrindra ary hoe ny dictionnaire frantsay Larousse apetrako eo koa ny "capture d'ecran".

08/08/2026

🤔Mba hitako nataon'IA dia zaraiko aminao

📖Galates 6:6

"Que celui à qui l'on enseigne la parole fasse part de tous ses biens à celui qui l'enseigne. "

Signification du verset
Ce verset de l'apôtre Paul aborde la responsabilité financière et matérielle des croyants envers ceux qui leur enseignent l'Évangile.
👉Partage des biens : L'élève ou l'auditeur doit soutenir matériellement son enseignant ou pasteur.
👉Communion spirituelle : Ce don crée un lien d'entraide et de solidarité concrète entre les membres de la communauté chrétienne.
👉Principe de justice : Celui qui consacre son temps à nourrir les autres spirituellement est en droit de recevoir un soutien pour ses besoins terrestres.


07/08/2026

👉FOTOANAN'NY FAKANDRIVOTRA (VACANCE) NY VOLANA JOLAY SY AOUT ho an'ny ankamaroan'ny olona.

‼️Tsy maintsy miatrika ny fiainana nefa fa tsy afaka tsy mihinana, tsy misotro, tsy mila rivotra, tsy matory rehefa any @ toerana aleha any.

⚠️Tsarovy fa i Satana sy ny forongony dia tsy maka vacances ka "tafio avokoa (foana) ireo fiadin'Andriamanitra" satria ny fandresenao dia tsy @ fiadian'izao tontolo izao fa ady eny @ tontolon'ny fanahy raha te handresy ianao na any @ misy anao any aza. (Saintsaino tsara ny 📖Efesiana 6).

🗣Mitsodrano famerenana @ laoniny @ vatanao sy ny toe-tsainal ary ny finoanao ny tenako ho an'ireo rehetra handeha haka rivotra!


Want your business to be the top-listed Gym/sports Facility in London?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Category

Website

Address


607 Forest Rd
London
E17 4PP