12/07/2026
⭕ OFISIALY : Jude Bellingham no voafidy ho mpilalao mendrika indrindra nanoloana an'ny Norvège 🇳🇴 😍💪.
➡️ Ny zava-bitany tamin'ity coupe du monde ity :
🎖️ : In-4 efa "Homme du Match"
⚽ : Napidi-baolina 6
🎯 : 1 Assist
"Le meilleur milieu offensif du monde 🗺 🔥"
Respect be lesy Jude.. 👏 🔥
Hala Madrid ⚪ ⚪ ❤️
12/07/2026
⭕ 🏴Jude Bellingham 🆚 Norvège 🇳🇴 :
• 2 buts 🥅
• 3 dribbles réussis
• 83 % de précision de passes
• 1 tacle
• 1 interception
• 3 ballons récupérés
• 8 plaquages réussis
🏅HOMME DU MATCH.🏴⚪️
" Jude Bellingham, le patron du milieu offensif Mondial 🗺 🔥 💪"
Vamos Jude.. 👏 🔥
Hala Madrid ⚪ ⚪ ❤️
11/07/2026
⭕ CDM_TAPITRA NY LALAO 🏆
➡️ ANGLETERRE 🏴 2-1 NORVÈGE 🇳🇴
⚽ ⚽ Bellingham
▪️ "Jude Bellingham est le patron ". Izy no nitondra ny ekipany any amin'ny manasa-dalana. 🔥 👏
✅ Tena tafaverina amin'ny heriny i Jude namako.. 🔥
Fière isika manana azy😍👏
"Le meilleur milieu offensif du monde 🗺 🔥"
Mankasitraka lesy Boss-nay....Atramin'ny farany..🔥 👏
Hala Madrid ⚪ ⚪ ❤️
11/07/2026
⭕ Claudia, vadin’i Marc Cucurella 🇪🇸 :
➡️ Naneho ny hafaliany taorian’ny sonia nataon’ny vadiny tao amin’ny Real Madrid.
🗣 Claudia :
« Faly be aho ho azy. Faly izy, ary izaho koa, tena faly aho................ Efa hatramin’izay aho no mpankafy Real Madrid. Niaina tao anatin’io fitiavana io aho, ary efa anisan’ny fiainako izany. » 🤍✨
________
☺️ Manja diva koa lesy boss-tsika zany😍
Hala Madrid ⚪ ⚪ ❤️
11/07/2026
⭕ sy ny olon-tiany ary ny mamany.. 🔥❤️
Manja apsi Boss zany..☺️
Hala Madrid ⚪ ⚪ ❤️
11/07/2026
⭕ TSARA HO FANTATRA 🔥😳
▪️Raha mahazo karatra mavo manoloana an'ny Norvège 🇳🇴 i Bellingham anio alina, dia voasazy tsy hafaka hilalao izy amin'ny dingana manasa-dalana 🆚 Suisse 🇨🇭 na Argentine 🇦🇷, raha toa ka mivoka mpandresy.
✅ Manantena isika fa hanao lalao tsara ho lavitry ny tsindry izy, miaraka amin'ny fahombiazana.… 💪🤍
Andao foana lesy Jude. 🔥 👏
Hala Madrid ⚪ ⚪ ❤️
11/07/2026
⭕ MR. COUPE DU MONDE MBAPPÉ 🔟 🆚 LAMINE YAMAL 🤝
▪️ Lamine Yamal sy ny ekipany no hifandona amin'i Mr. Coupe du Monde sy ny ekipany.
📆 : 14 Jolay
🕙 : 22h00 ora Malagasy 🇲🇬
🖥 : TVM 📺
__________
▪️ Manana an'i Cucurella isika miaraka amin'ny Espagne 🇪🇸, ary manana an'i Mbappé, Tchouaméni, Konaté miaraka amin'ny France 🇫🇷.
🚶♂️Fans klioba Madrilène,, fa misafidy hiaraka amin'ny Reny malala 🇫🇷.
✅ Mitohy hatrany ny "Rivalité".. 🔥
Vamos Kyky sy ny mpandihiny... 👏
Hala Madrid ⚪ ⚪ ❤️
11/07/2026
⭕ 🗣️ Thibaut Courtois :
« Nahatsapa fanaintainana teo amin’ny aho, rehefa manao dégagements lavitra."
" Nandray fanapahan-kevitra avy hatrany ny mpanazatra hanolo ahy, satria ny ekipa no laharam-pahamehana. »
« Ny tohiny miaraka amin'ny ekipam-pirenena.... Te hanao fitsaharana herintaona aho miaraka amin’i Belzika, ary hiverina amin’ny fifaninana mialohan’ny Euro 2028. Tsy fantatro raha hanaiky izany ny federasiona. »
_______
Bon Rétablissement Grand Courtois 🧤 👏
Hala Madrid ⚪ ⚪ ❤️
11/07/2026
⭕ CDM_ LALAO ANIO ALINA 🏆
➡️ ANGLETERRE 🏴 🆚 NORVÈGE 🇳🇴
🕛 : 00H00, ora Malagasy 🇲🇬
🖥 : TVM 📺
▪️ Hifanandrina amin'i Haaland sy ny ekipany i Jude sy ny ekipany anio alina..
✅ Mazava ho azy, fa mila maka fandresena raha tehiroso amin'ny manasa-dalana.
🌟 Jude Bellingham sy ny ekipany no hanapaka ny nofinofy ny maro any amin'ny "côté" ilany, ary Kyky sy ny ekipany no manapaka ny any amin'ny ilany.
Bonne chance isika izay miaraka amin'i Jude rehetra.. 🤞
Force 💪 be lesy Jude.. 👏
Hala Madrid ⚪ ⚪ ❤️
11/07/2026
⭕ Hafatra mavaivay avy amin'ny mpankafy Espaniola 🇪🇸 sahady ho an'i Kylian Mbappé 🔟 🇫🇷 :
🗣️ « Tandremo i Mbappé »
« Matahotra sahady ianao»
🗣️ « Miala tsiny aho, fa tsy hahatratra ny lalao famaranana ianao.»
_______
Force 💪 be lesy Kyky.. 🔥 👏