South Coast Hoops

South Coast Hoops

Share

Tassion , Talen , Compétition, Fair-Play

15/04/2026

Ialana tsiny fa tsy tanteraka ny match 1/2 finale Open ,izay kasaina honatao rapitso fa samy tsy vonona daholo ny équipe hifaninana , tena ialama tsiny ,fa hijervana foana izay hanatanterahana azy misaotra tompoko

Photos from South Coast Hoops's post 13/04/2026

Sary nandritran'ny finale , tournoi RBC 🥇🏆🏀

🥇South Coast hoops 🥇 ,izay niarahana tamin' ny Ligue régionale de basket-ball Antsimo- Andrefana andrefana 🙏🏽.

Misaotra antsika club est nanndray anjara rehetra 🙏🏽

Misaotra anireo mpanohana ny tournoi 🙏🏽

🏀❤ we love this game ❤🏀

South Coast Hoops , ASE Toliara , , JBST , , , , .....

11/04/2026

Finale U18 & U14
Lieu finance ,
Vidirana 1000ar , tongava maro 🏀

10/04/2026

Toliara ❤

Jior Bryan Dia anisany nisongadina nandritran'ny Camp de détection U18 tany à Fianarantsoa Ary tafiditra tao anatin'ny 5 meilleurs. Nisongadina nandritran'io io koahy ny zazalahy Roa avy amin'ny Klioba rahavavy RBC Reniala Basket Club .
Mirary SOA hoan'ireo tanoran tsika MBA ho Tonga am tanjona iriny ✊🏿

Mankasitraky ny Ligue régionale de basket-ball Antsimo- Andrefana mikarakara Ny mpilalaon tsika avy aty Atsimo Andrefa.
📷 Ligue Régional de Basket-Ball Haute Matsiatra-LRBBHM

10/04/2026

Calendrier 1/2 final U14 & U18

Tongava maro hanontrona ny ekipinao 🏀👌🏽

Vidi-mpidirana 1000ar
Lieu Finance

Photos from South Coast Hoops's post 07/04/2026

Calendrier de 1/4 de finale
Lieu RM5 et play 4 mada ,
Izay tsy tonga am heur de fa namany ny raraka
BCC io BCCA

06/04/2026

Toy match tsika tsika iangavia mbo hoavy ekapa reo hanao match
RM 5 terrain , de 16h 30 réunion technique tsika au jeunesse et sport

06/04/2026

Akory iaby lahy e, hoatsika izay nanjay andrara tournoi de baketaball South Coast Hoops ,fa ny réunion technique tsika atao ao @ jeunesse et sport le 07/04/26 ,16h 15 ,tongava mato ,misaotsa tompoko

04/04/2026

U18
BMT vs GM12
Androany a 16h 00 , au RM5

Want your business to be the top-listed Gym/sports Facility in Tulear?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Category

Website

Address

Tsenegea
Tulear
601