Conseil Communal de la jeunesse Miary

Conseil Communal de la jeunesse Miary

Share

Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Conseil Communal de la jeunesse Miary, Sport & recreation, Miary, Tulear.

23/07/2026

βœ¨πŸ‡²πŸ‡¬ π…π€πŒπ€π‘π€ππ€ππ€ 𝐍𝐘 π€π“π‘πˆπŠπ€π’π€ π…πˆπŠπ€πŽππ€ππƒπŽπ‡π€πŒ-ππˆπ‘π„ππ„ππ€π'𝐍𝐘 π“π€ππŽπ‘π€ πŸπŸŽπŸπŸ” βœ¨πŸ‡²πŸ‡¬

πŸ“… 29–31 Jolay 2026 | 01 Aogositra 2026
πŸ“ CCI Ivato, Antananarivo

Taorian’ireo fakan-kevitra teny anivon’ny kaominina, distrika ary faritra dia hotanterahina eny amin'ny CCI Ivato, ny 29 hatramin'ny 31 Jolay 2026, ny atrikasa famaranana ny Fikaonandoham-pirenen’ny Tanora hoan’ny fanavaozana. Amin'izany no hanangonana sy handrafetana ireo fehin-kevitra voaangona manerana an'i Madagasikara.

Hifarana amin'ny 01 Aogositra 2026 ny hetsika, amin'ny alalan'ny lanonana ofisialy hanoloran'ireo solontenan'ny tanora amin'ny fomba ofisialy ireo Fehin-kevitra Nasionalin'ny Tanora.





Want your business to be the top-listed Gym/sports Facility in Tulear?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Website

Address

Miary
Tulear