29/06/2024
Fivorian'ny Comité à Doc ho fanomanana ny ASIEF rejionaly sy nasionaly. Ho tontosaina ny faha 10 ka hatramin'ny 28 jolay 2024 izao ny tournoi fanatanjaha-tena ho an'ny mpiasam-panjakana rehetra ato anatin'ny faritra atsimo andrefana.