Big shout out to my newest top fans! Radolalaina Ravonjiarisoa, Paul Rasolonomentsoa, Än Rüdiger, Avotra Niggass, Najoro Claudio, Michael Harena, AS Valahara Antsirabe, Jeannot Pascal Randrianiainasoa, Faneva Tahina, John Le Vainqueur, Andriamady Hervé, Ratiandrainy Jonascar, Setra MC, Andrian's Patrick, Ro Main, Fãbien Leprom, Selemanie Darkaoui, Ramaroson Danii, Ronaldoo Rafanomezantsoa, Dom Rh, Mario Rakoto, Larïe Mioty, Stefanoel Sitrakiniaina, Taf Itå, Rafaravavy Emelienne Emilienne
JET Bongolava Akademia
Ny AS JET BONGOLAVA AKADEMIA
Niorina teto Tsiroanomandidy ny taona 2017,
Ny fanohananareo no hampandresy anay
18/08/2025
HAPPY BIRTHDAY🎉🎊
Fänåntënãnä Anjäră Jr. 11
Randrianaharinoru J Fabrius Jr. 9
Nde isika hirary soa ho an'ireto mpanafikan-tsika ireto tsingeritaona nahaterahan'izy ireo izao.
Mirary soa hatrany ho anareo mirahalahy izahay mpitantana sy ireo mpilalao namanareo miaraka @ ireo mpanohana antsika🙏🙏🙏
18/08/2025
VOKA-DALAO
Asabotsy 16 Août 2025
Nivoaka nandresy t@ isa 1 noho 0 isika nandritra lalao ara-pirahalahiana nihaona t@ Disciples FC.
Mitohy ny fanomanana ho an'ny ekipa.
Eto izahay dia misaotra anareo vahoaka tonga nanontrona sy nanohana anay hatrany. Mbola manantena ny fanohananareo fona izahay. Mila ny fanohananareo sy fanampianareo izahay ady miandry anay izao.
Mbola vonona izahay ny hanome ny tsara indrindra ho anareo .
10/08/2025
𝐌𝐀𝐓𝐂𝐇 𝐃𝐄 𝐏𝐑𝐄́𝐏𝐀𝐑𝐀𝐓𝐈𝐎𝐍
𝐏𝐇𝐀𝐒𝐄𝐒 2 - 𝐃2 𝐍𝐀𝐓𝐈𝐎𝐍𝐀𝐋
🆚Disciples FC
🗓️ Samedi 16 Août 2025
🕝 14h:30min
🏟️ kianja manarapenitra Tsiroanomandidy
𝐌𝐚𝐡𝐚𝐟𝐚𝐥𝐲 𝐚𝐧𝐚𝐲 𝐧𝐲 𝐦𝐚𝐧𝐨𝐥𝐨𝐭𝐫𝐚 𝐚𝐧𝐚𝐫𝐞𝐨 𝐥𝐚𝐥𝐚𝐨 𝐠𝐨𝐚𝐯𝐚𝐧𝐚 𝐛𝐞. 𝐇𝐨 𝐟𝐚𝐧𝐨𝐦𝐚𝐧𝐚𝐧𝐚𝐲 𝐧𝐲 2𝐞̀𝐦𝐞 𝐩𝐡𝐚𝐬𝐞𝐬 𝐧𝐨 𝐚𝐧𝐭𝐨𝐧'𝐢𝐳𝐚𝐨 𝐥𝐚𝐥𝐚𝐨 𝐢𝐳𝐚𝐨.
𝐓𝐨𝐧𝐠𝐚𝐯𝐚 𝐦𝐚𝐫𝐨 𝐟𝐚 𝐡𝐚𝐧𝐨𝐦𝐞 𝐢𝐳𝐚𝐲 𝐟𝐚𝐡𝐚𝐟𝐚𝐦-𝐩𝐨 𝐚𝐧𝐚𝐫𝐞𝐨 𝐢𝐳𝐚𝐡𝐚𝐲. 𝐓𝐨𝐧𝐠𝐚 𝐍𝐘 𝐟𝐨𝐭𝐨𝐚𝐧𝐚 𝐢𝐧𝐝𝐫𝐚𝐲 𝐡𝐢𝐟𝐚𝐧𝐨𝐡𝐚𝐧𝐚𝐧-𝐭𝐬𝐢𝐤𝐚. 𝐇𝐢𝐯𝐞𝐫𝐢𝐧𝐚 𝐡𝐢𝐚𝐥𝐚𝐥𝐚𝐨 𝐞𝐭𝐨 𝐚𝐧-𝐭𝐚𝐧𝐚𝐧𝐚 𝐢𝐧𝐝𝐫𝐚𝐲 𝐍𝐘 𝐦𝐩𝐢𝐥𝐚𝐥𝐚𝐨𝐧-𝐭𝐬𝐢𝐤𝐚.
Mention spéciale à mes nouveaux fans montants ! Lhomme Tiger, Jean Kiki Rand, Eric Andry, Rafaravavy Emelienne Emilienne, Nanté Andrïa
Click here to claim your Sponsored Listing.
Location
Category
Contact the business
Telephone
Website
Address
Tsiroanomandidy
119