🔥✨ I Neymar jr tamin'izany fotona izany
Iza no nankafy ny filalaony tamin'izy Mbola tamin forme regny?
Gasy mpakafy kitra
Tongasoa ato amin'ny pejy Gasy mpakafy kitra
18/08/2026
🇭🇷🔥 MODRIĆ, TENA RAiki-PITIA AMIN’I MILAN! ❤️🖤
Luka Modrić dia mampiseho fa tsy mihena mihitsy ny fitiavany an’i AC Milan, tahaka ilay fitiavana lehibe ananany hatramin’izao ho an’ny Real Madrid. 🤍👑
❤️🖤 Milan ao am-po, Madrid ao am-po ihany koa! 🇭🇷✨
👉 Abonnez-vous amin’ny pejy raha te hahazo ireo vaovao football mafana indrindra! ⚽🔥
16/08/2026
🚨🔵🔴 HERE WE GO ! JOÃO CANCELO MIVERINA ANY BARÇA! 💣🔥
FIFANEKENA VOAMARINA 100 %! ✅
João Cancelo 🇵🇹 dia hiala ao amin’ny Al Hilal amin’ny maha-joueur libre azy, ary hiverina ao amin’ny FC Barcelona! 💙❤️
🔥 Fiverenana lehibe ho an’i Barça!
🗞️ Source: Fabrizio Romano
👉 Abonnez-vous amin’ny pejy raha te hahazo ny vaovao football mafana indrindra! ⚽🔥
16/08/2026
🚨🔴🔵 HERE WE GO! RODRI ANY BARCELONA! 💣
FC Barcelona dia efa nifanaraka amin’ny fifanarahana hitondra an’i Rodri avy amin’ny Manchester City! 🔥
💥 Raha tanteraka izany, dia ho iray amin’ireo transfert goavana indrindra amin’ny Barça!
🔴🔵 Rodri → Barça, HERE WE GO! 👀
👉 Abonnez-vous amin’ny pejy raha te hahazo ny vaovao football farany! ⚽🔥
the passé 🎯 the touch 🔥
14/08/2026
🚨🇳🇱 BREAKING NEWS!
XAVI HERNÁNDEZ no mpanazatra vaovao an’i Pays-Bas! 😱
Ary izy izao no hitarika an’i Xavi Simons — ilay mpilalao nomena anarana avy amin’i Xavi Hernández! 🤯🔥
Tena tantara miavaka! 🇳🇱✨
14/08/2026
🚨💰 RODRI = OPÉRATION 210 MILIONA EUROS?! 😱🔥
💣 Raha tena tanteraka ny fahatongavan’i Rodri ao amin’ny FC Barcelona, dia mety hahatratra 210M€ ny vola lany amin’ity opération ity! 🔵🔴
💶 Tsy ny vidin’ny transfert ihany no tafiditra ao, fa ao koa ny karama, bonus ary commissions mandritra ny fifanarahana.
👀 210M€ ho an’i Rodri? Raha tanteraka izany, dia ho iray amin’ireo fampiasam-bola goavana indrindra nataon’ny Barça!
🔥 BARÇA VONONA HANDANY BE HO AN’ILAY BALLON D’OR! 🏆
🗞️ Source: Diario AS
14/08/2026
🔥 “GUARDIOLA NO.1 AMIN’NY TANTARA!” 🏆
Mbola mitohy ny fiderana an’i Pep Guardiola. Mikel Arteta, mpanazatra ny Arsenal, dia nilaza mazava fa:
🗣️ “Amiko, Guardiola no mpanazatra tsara indrindra teo amin’ny tantaran’ny baolina kitra.”
Hoy i Arteta fa tsy ny amboara ihany no mahatonga an’i Guardiola ho miavaka, fa indrindra ny fomba filalaovany, ny fanavaozana ny taktika ary ny fiantraikany lehibe teo amin’ny football maoderina.
⚔️ Arteta vs Guardiola — mpifanandrina eny an-kianja, fa mpanazatra hajain’i Arteta indrindra i Pep! 🔥
13/08/2026
🚨🔥 GRIMALDO TONGA AMBISYONA BE AO AMIN’NY ATLETI! 🔴⚪
🎙️ “TIAKO NY HO LASA LATERAL TSARA INDRINDRA AO AMIN'NY LALIGA.” 💪🔥
Tamin’ny fanolorana azy ho mpilalaon’ny Atlético Madrid, tsy nisalasala i Grimaldo: tonga izy hifaninana, hanaporofo ny heriny ary hikendry ny tampony! 👊
⚔️ Ary momba an’i Cucurella, izay mety ho mpifaninana aminy:
🤝 “Tsy hiova ny fifandraisanay.”
🔥 Fifaninana eny an-kianja, fa fanajana sy fisakaizana hatrany ivelan’ny kianja!
10/08/2026
🚨🔴⚪ HAFATRA HENJANA HO AN’I JULIÁN ÁLVAREZ!
🗣️ “Mifona, dia miverena miasa!” 💥
😳 Hentitra ny hafatra avy amin’ny Atlético de Madrid ho an’i Julián: mila miala tsiny aloha izy, avy eo mifantoka amin’ny asa sy ny ekipa.
🔥 Tsy fotoana hifandirana izao — fotoana hiasa sy hiady ho an’ny Atlético! 💪🔴⚪
Loharanon'ny as
Click here to claim your Sponsored Listing.
Location
Category
Website
Address
Toliary