FIANTSOANA ASANTANAMARO ETO ANDROVOLO/FANANDRANA... HOAVY IZAO AM 07 ORA MARAINA ...TONGAVA MARO
AJCF Fanandrana
Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from AJCF Fanandrana, Sport & recreation, Toamasina.
22/05/2025
Tongava maro de abonnez page ntsika havakoo..ty page Jeune AJCF ,Hoanw zay matsapa fa zanak Fanandrana de araho ts tapak ny page
abonnez vous
Rdv ntsika manaraka
01 juin 2025
22/05/2025
abonnez vous
Rdv ntsika manaraka
01 juin 2025
08/02/2025
FIVORIANA OMALY ZOMA 7 FEBROARY 2025
Lohahevtra:Fitaterana sy fangalagn ramblai ampagandiampasika
Nilaza ireo sinoa fa ts nividinjareo ny tany ambadika ny lycée fa ny ranontany no nofanaovana Sonia de rehefa azo zay de mverina am tompony ny tany ..
Nampitandrina koa izy ireo am zaza mba ts ilalao ankaiky toerana io mba ialana am loza zay mety hiseho ,,,
PV azonay : Nangataka ny fokonolona fa ts atao hantsana directe le tany fa asina escalier mba so misy loza mba ts latsaka direct amban fa mba tavela amle escalier io.
Nangataka ihany koa mba atao matetika ny arrosage mba ialana am vovoka amle fitaterana.
Nangataka Khan koa ny SG lycée manarapenitra mba analana ny ramblay ankaik WC mba misy anovan'ny mpianatra tours de piste fa ts andeh am terrain fogn isaka anw EPs.
Nangataka ihan koa ny vice president mba misy fanampianireo orinasa amle lalana nihotsaka ankaik terrain basket valdi.
Fangatahana ny mba ts andeh mafy ny camion rehefa miditra am lalana lycée mba ialana am loza ...
Remise a niveau le tany rehefa Vita ny ASA ...
Hiezaka izahay itatitra ny fivoriana sy vao2 mety hiseho amty commune ntsika ty
19/01/2025
Bonjour daoly, efa ankaiky fotoana
De iza ary? Iza ny itondra agnatin dimy taona vao2 zw?miantso fitoniana hoantsika tanor fa na iza na iza lany eo de aza manaiky atondreo fitaovana politika andeh anakorontana hoany tombotsoany manokana nefa tady volantsika tavela amnio ,,,samia tony daoly
17/12/2024
Izahay tanora AJCF dia miandry ampilaminana ny vokatra officialy abokan'ny CENI mahakasika NY valim pifidianana,,....Efa hitahitanay ihany ny vokatra vonjimaika zay av tam alalan'ny raikitsary am tableau na sarin'ny valim pifidianana ntifirina tam tableaux izay nalefan'ny tanora namana agnatin'ny bureau de vote 16 maneran'ny fokontany folo...Ka andrasana ampilaminana ny vokatra official ,Ka manantena ny vokatra mangarahara izahay izay olona mamin bahoaka ka nahaz isa ambony ....
Ka hoanareo ,Iza ary mety ho lany
16/12/2024
20000AR NA 100MILLE Fr fotsiny NY tee-shirt de mp zay Liana ...hiantsika tanora zay mbol ts nvommandw ,araroty fa efa kely2 sisa ay am 1ere vague ty fa rah taptra ty de dila fety dray
15/12/2024
FANANDRANA 502@RN2
Click here to claim your Sponsored Listing.