Burger Grill Tamatave

Burger Grill Tamatave

Share

Restaurant - Salle de billard - Karaoke
"HAPPY HOUR"

Photos from Burger Grill Tamatave's post 03/09/2026

❤️ Déjà adopté par beaucoup d’entre vous😋
🥖Nos demi-pains sandwich👌, avec ou sans mayo, sont disponibles à 6 000 Ar seulement🔥
Simple, généreux et gourmand😋
Sur place , à emporter ou à livrer
🏡Prés l’Etape Hotel Hopitaly kely
☎️034 67 317 58
🛵 Livraison à partir de 2000 ar

01/09/2026

🎹🎸🎙Nafinaritra iny zoma alina iny🔥Mankasitraka antsika rehetra tonga nifampizara sehatra niaraka tam dry zalah
" KOLO - ART" 🎙🎸🔥🎹
Amin’ny tapabolana manaraka indray 🙏🥰



Photos from Burger Grill Tamatave's post 31/08/2026

🙋‍♀️Salama e..efa misy indray izy ato
📍📍 Looks📍📍 ..afaka miaraka amin’ny Tsaramaso na mande amzao izay tinareo 🐷🍚

26/08/2026

🎸🎙Revy Glita..Bagasy.. ery zalah " KOLO' Art" no hanafana ny sehatra hiaraka amtsika ny zoma ho avy izao 🎙🎸
" Cabaret Open mic" " Anao ny sehatra"

📍📍 Misy kilalao kely amninio fotoana io : izay manao hiran’ny SAMOELA dia hahazoana
" Billets SAMOELA maimaimpoana 🔥👌" 📍📍

😊 Tongava arye..lazalazao ny tapaka sy namana..Boissons sy Tsaky amin’ny vidiny mirary foana ato am Burger Grill Tamatave 🥰👌

☎️ 034 67 317 58
( réservation table)

Photos from Burger Grill Tamatave's post 18/08/2026

🍽🍚 Raha mitady sakafo malagasy ( vary sy laoka lasary) 👌
Burger Grill Tamatave akaiky l’Etape L'Etape Hôtel Tamatave hopitaly kely
Lundi et Mardi 09h00 à 21h30
Mercredi au Samedi 09h00 à Minuit
Repos Dimanche
🛵 Livraison de 09h00 à 20h00
☎️034 67 317 58

14/08/2026

🎸🎙Guitare 02 Feo roa 🎙🎸
📍Zalà efa paré 🔥🔥miandry antsika rariva manomboka 20h00 ato am Burger Grill Tamatave 👌
Aza adino manao réservation table 😊
Entrée gratuite foana ato am Burger
Boissons tsakitsaky amin’ny vidiny 🍸🍔🌮
Tongava arye
☎️ 034 67 317 58
🏡 Prés l’etape L'Etape Hôtel Tamatave hopitaly kely

13/08/2026

🌴Faly foana izahay rehefa mandray vahiny..tsotra sady mafinaritra kely ireto famille ireto , merci ́nandalo matetika nisakafo tato aminay Huang Hui 🥰..
Misokatra isanandro Burger Grill Tamatave 😊
Misy sakafo mety tsara ho an’ny Mpianakavy ..Vary sy laoka🍽..grillades🍡..Burger.🍔.Tacos.🌮.Pizza 🍕
Misy Salle de Billard ko ..04 tables.. 7000 Ar ny heure
Misy " Cabaret Open mic"

Repos Dimanche
Tongava arye
🏡Prés l’Etape L'Etape Hôtel Tamatave hopitaly kely
☎️034 67 317 58

12/08/2026

🔥🎸 ATO E! Ity indray ny fotoana amin’ny ZOMA ho avy izao 🎸🔥
🎤 CABARET OPEN MIC
Hiarantsika amin’ny " Santatra Mahery & Co" 🎶
hampirevy antsika zalah amin’ny gadona Rock Acoustique
" Feo 02 Guitare 02" 🤘🔥

📍Tianao ve ny mihira, mitendry, mihaino hira, na mandihy?
👉 Tsy ferana ny sehatra, afaka mandray anjara daholo🥰
✨ TSY MISY VIDIM-PIDIRANA a 🥳

👉 Tongava arye miaraka amin’ny tapaka sy namana🎸🎤🔥
📍 Manomboka 20h00

🎶🔥

Want your business to be the top-listed Gym/sports Facility in Toamasina?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Telephone

Website

Address

Boulevard OUA Toamasina
Toamasina
501

Opening Hours

Monday 08:00 - 21:00
Tuesday 08:00 - 21:00
Wednesday 08:00 - 21:00
Thursday 08:00 - 21:00
Friday 08:00 - 22:00
Saturday 08:00 - 22:00
Sunday 04:00 - 21:00